14/05/2026
COJDM
📢 Fiantsoana fivoriana ho an’ny tanoran’ny Mahavoky
🗓️ DIMANCHE 17 Mai 2026
🕓 Ora : 16h30
Toerana : Mahavoky akaikin’ny Bar Relax
👉 Fotoana iray hifampizarana hevitra, hanamafisana ny
firaisankina ary hananganana tetikasa ho fampandrosoana ny tanora.
🙏 Manentana ny tanora rehetra ho tonga maro, indrindra ireo izay te hiditra ho mpikambana vaovao.