CORAI - Organisation

CORAI - Organisation Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CORAI - Organisation, Nonprofit Organization, Mahajanga.

12/03/2026
وَمَا قَدَرُوا اللَّهَ حَقَّ قَدْرِهِ وَالْأَرْضُ جَمِيعًا قَبْضَتُهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ وَالسَّمَاوَاتُ مَطْوِيَّاتٌ ب...
11/03/2026

وَمَا قَدَرُوا اللَّهَ حَقَّ قَدْرِهِ وَالْأَرْضُ جَمِيعًا قَبْضَتُهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ وَالسَّمَاوَاتُ مَطْوِيَّاتٌ بِيَمِينِهِ ۚ سُبْحَانَهُ وَتَعَالَىٰ عَمَّا يُشْرِكُونَ

Tsy nanome haja an'Andriamanitra izy ireo araka ny tokony ho izy, nefa dia ho raisiny eo am-pelatanany, ny tany manontolo amin'ny andro fitsanganana. Ary mivalona amin'ny tànany havanana ny lanitra. Voninahitra anie ho Azy! Ambonin'izay atambatr'izy ireo Aminy Izy.

(Az Zoumar 39/67)

وَكَذَٰلِكَ أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لِتُنْذِرَ أُمَّ الْقُرَىٰ وَمَنْ حَوْلَهَا وَتُنْذِرَ يَوْمَ الْجَ...
11/03/2026

وَكَذَٰلِكَ أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لِتُنْذِرَ أُمَّ الْقُرَىٰ وَمَنْ حَوْلَهَا وَتُنْذِرَ يَوْمَ الْجَمْعِ لَا رَيْبَ فِيهِ ۚ فَرِيقٌ فِي الْجَنَّةِ وَفَرِيقٌ فِي السَّعِيرِ

Toy izany no nanambaranay taminao ny Kor'any amin'ny teny arabo, mba hampitandremanao ilay renivohitra (Lameka) sy ny manodidina azy, ary hampitandremanao ny amin'ilay andro famoriana; izay tsy isalasalana. Misy andiany ho any am-Paradisa, ary andiany hafa ho any amin'ny afo mamaivay

وَلَوْ شَاءَ اللَّهُ لَجَعَلَهُمْ أُمَّةً وَاحِدَةً وَلَٰكِنْ يُدْخِلُ مَنْ يَشَاءُ فِي رَحْمَتِهِ ۚ وَالظَّالِمُونَ مَا لَهُمْ مِنْ وَلِيٍّ وَلَا نَصِيرٍ

Fa raha sitrak'Andriamanitra, dia nataony vahoaka iray ihany ny olona. Saingy ampidiriny amin'ny famindram-pony izay tiany. Ka tsy hanana mpiahy na mpamonjy ireo mpanao ny tsy rariny.

(Ash-shoura 42/7-8)

إِنَّا أَنْزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةِ الْقَدْرِNampidininay tamin'ny alin'ny lahatra tokoa ny Kor'any.وَمَا أَدْرَاكَ مَا لَ...
11/03/2026

إِنَّا أَنْزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةِ الْقَدْرِ
Nampidininay tamin'ny alin'ny lahatra tokoa ny Kor'any.
وَمَا أَدْرَاكَ مَا لَيْلَةُ الْقَدْرِ
Moa fantatrao va izany alin'ny lahatra izany?

لَيْلَةُ الْقَدْرِ خَيْرٌ مِنْ أَلْفِ شَهْرٍ
Ny alin'ny lahatra dia tsara noho ny arivo volana.

تَنَزَّلُ الْمَلَائِكَةُ وَالرُّوحُ فِيهَا بِإِذْنِ رَبِّهِمْ مِنْ كُلِّ أَمْرٍ
Mandritra izany dia hidina ireo Anjely sy ny Fanahy, noho ny alalana avy amin'ny Tompon'izy ireo, ho fanatanterahana ny baiko rehetra.

سَلَامٌ هِيَ حَتَّىٰ مَطْلَعِ الْفَجْرِ
Fandriampahalemana no entiny mandra-pahatongan'ny vaomangirandratsy.

19/02/2026

Fapahatsiahivana RMD

Cheikh (Hurre Hussen) Mahita Jules Velo

19/02/2026

Firariantsoa sy Fapahatsiahivana

Cheikh HASSAN

19/02/2026

FAMPAHATSIAHIVANA AVY AMIN'I OUSTAZ HABIB MOSQUE AL HUDA MAHAVOKY

19/02/2026

Firariantsoa RMD Cheikh Ottis Abdillah

19/02/2026

Firariantsoa RMD Cheikh Badroudine

Address

Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CORAI - Organisation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share