12/09/2023
in action
Dia manohana ny filoha Atoa Andry Rajoelina amin'ity fifidianana 2023 ka ilazana sahady ireo namana ao amin'ny kaominina 7 anatiny Disitrika Mitsinjo mba ho vonona ifanome tanana ampandany indray kandida tsika laharana 03.
✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️