15/12/2024
Ankafaliana lehibe ho anay mpikambana ato amin'ny Pejy ANDRIATSIRAVAINA Rado no miarabana antsika rehetra. Vita izay ny fifidianana Ben'ny Tanana,ady ombalahy ny mpianakavy iny, ny mandresy tsy hobiana ary ny resy tsy ankoraina.Isaorana ianareo efatra mirahalahy zay samy manana vina sy tanjona hampandroso an'ity Maevatanana ity.Izay ny vokatra ary mirary soa ny rehetra mba hanao tongotra miara-mamindra sy soroka miara-milanja ho fampandrosoana ity Tanana mamitsika ity.