19/10/2025
Mampalahelo fa izao no zava nisy Taty @ Distric Maevatanana, hafa no nosafidiny vahoaka, hafa no napetraka😭🥺.T@ fifidianana solombavam- bahoaka farany teo 😪😭😭.
'Zany tokoa ilay @ fitenenana hoe :"hafa no namono ny voay, hafa no miravaka ny nifiny."
"Hatsipy ny tady any antandroky ny omby, hatsipy ny teny ao am-poho ny mahalala."