Association des Jeunes Actives et Volontaires - AJAV

Association des Jeunes Actives et Volontaires - AJAV Volontaires pour un monde meilleur���
Actives pour l'avenir���

06/08/2026

𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 2026

"𝑻𝒐𝒏𝒕𝒐𝒍𝒐 𝒔𝒂𝒎𝒊𝒉𝒂𝒇𝒂, 𝒉𝒆𝒕𝒂𝒉𝒆𝒕𝒂 𝒊𝒐𝒎𝒃𝒐𝒏𝒂𝒏𝒂"

📆 Hotanterahina any Fianarantsoa ny 12 sy 13 Aogositra 2026, ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tanora.
Ny lohahevitra "Tontolo samihafa, hetaheta iombonana", no entina mankalaza izany amin'ity taona ity.

👉 Mandritra izany dia hisy hetsika maro isan-karazany hanentanana sy hampivondrona ny tanora, ahitana:
fanentanana, diabe, atrikasa, fifaninanana ara-panatanjahantena, tsenaben'ny tanora andiany faha-3, Youth Corner andiany faha-3, ary lanonana ara-kolotoraly. Ireo hetsika ireo dia natao hampiroboroboana ny fandraisan'anjaran'ny tanora, hanomezana sehatra hanehoany ny talentany, ary hanamafisana ny firaisankina sy ny fifanomezan-tanana eo amin'izy ireo.

☑️ Tanterahina eo ambany fiahian' Andriamatoa Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagsikara, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël sy ireo Mpanolotsaina Ambony momba ny Fanavaozana ary tarihan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, miaraka amin'ireo mpiara-miombon'antoka isan-tsokajiny, ity fankalazana ity ho mariky ny finiavan'i Madagasikara hanome lanja ny tanora, izay hery velona sy antoky ny hoavin'ny firenena.


🫶26 Juin 2026 🎉🇲🇬❤️   🫶❤️Volontaires pour un monde meilleur, Actives pour l'avenir ❤️🫶Association des Jeunes Actives et ...
28/06/2026

🫶26 Juin 2026 🎉🇲🇬❤️

🫶❤️Volontaires pour un monde meilleur, Actives pour l'avenir ❤️🫶

Association des Jeunes Actives et Volontaires - AJAV

🫶😍 Volontaires pour un monde meilleur, Actives pour l'avenir 😍🫶   🙏❤️ A.J.A.V ❤️🙏
27/06/2026

🫶😍 Volontaires pour un monde meilleur, Actives pour l'avenir 😍🫶

🙏❤️ A.J.A.V ❤️🙏

📢 FIKAONANDOHAM-PARITRA NY TANORA HO AN’NY FANAVAOZANA ETO BETSIBOKANy 19 sy 20 Jona 2026 dia notanterahina teto Maevata...
24/06/2026

📢 FIKAONANDOHAM-PARITRA NY TANORA HO AN’NY FANAVAOZANA ETO BETSIBOKA

Ny 19 sy 20 Jona 2026 dia notanterahina teto Maevatanana ny Fikaonandoham-paritra ny tanora ho an’ny Fanavaozana eto amin'ny faritra Betsiboka.

📊 Kaominina 31 amin’ireo 39 ato amin’ny Faritra Betsiboka no voasolo tena nandritra ity fikaonandoham-paritra ity.

Tsy diso anjara ihany koa ny

Mankasitraka ny DRJS Betsiboka 🙏🙏🙏

"TANORA MALAGASY, FOTOANA IZAO, MILA ANTSIKA I MADAGASIKARA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🫶🍃🌿 Jeunes, acteurs de la lutte contre la désinformation climatique 🌿🍃🫶   Mankasitraka : aika Dredd Betsiboka DRJS Betsi...
23/06/2026

🫶🍃🌿 Jeunes, acteurs de la lutte contre la désinformation climatique 🌿🍃🫶


Mankasitraka : aika
Dredd Betsiboka
DRJS Betsiboka
Iaro Ny Hasimbahoaka Ram

22/06/2026
😍Hoantsika Tanora indray ty an 👌💯😍DRJS Betsiboka
29/04/2026

😍Hoantsika Tanora indray ty an 👌💯😍

DRJS Betsiboka

🙏😍Misaotra antsika isika🙏❤️😍  👇👇👇 🌍 Good Deeds Day – Betsiboka❤️🫶Namita ny adidy hoan'ity       ity izahay   😍❤️✨ Mihevi...
11/04/2026

🙏😍Misaotra antsika isika🙏❤️😍

👇👇👇
🌍 Good Deeds Day – Betsiboka❤️

🫶Namita ny adidy hoan'ity ity izahay 😍❤️

✨ Mihevitra ny tsara
🗣️ Miteny ny tsara
🤝 Manao ny tsara


Jeunesse Betsiboka DRJS Betsiboka
Good Deeds Day Madagascar




Address

Berivotra 5/5
Maevatanana
412

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des Jeunes Actives et Volontaires - AJAV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share