ONG Miray Vina

ONG Miray Vina Croire, Réaliser, Rien n'est impossible

18/02/2025

Emploi du temps son et sonorisation : manomboka 04/03/25
Mardi PRÉSENTIEL
_10h-12h : son
_13h-15h : sono

En ligne : jeudi
_13h-15h : son
_15h-17h : sono.
Infos: 034 05 777 31

18/02/2025

Miarahaba antsika membre ONG Miray Vina
Manomboka ny 03 mars 2025 izao ny formation tsika ka toy izao ny fandaharam-potoana.

ANGLAIS ET FRANCAIS (PRESENTIEL) = LUNDI
08h - 10h : Anglais de base
10h - 12h: Anglais des affaires
13h - 15h: Français de base
15h à 17h: Français des affaires
ANGLAIS ET FRANCAIS (EN LIGNE) = JEUDI
08h - 10h : Anglais de base
10h - 12h: Anglais des affaires
13h - 15h: Français de base
15h à 17h: Français des affaires
Infos: 034 05 777 31

03/02/2025
Maro tsika no misoratra anarana amin'i FORMATION GRATUIT Miray Vina fa tsy mahafeno azy atramin faranyINDRO ary ny TOROL...
03/02/2025

Maro tsika no misoratra anarana amin'i FORMATION GRATUIT Miray Vina fa tsy mahafeno azy atramin farany
INDRO ary ny TOROLALANA

Marobe ianareo no mandefa MP efa miezaka mamaly anareo tsikelikely izahay fa ity no fanontaniana miverimberina ka indro ...
31/01/2025

Marobe ianareo no mandefa MP efa miezaka mamaly anareo tsikelikely izahay fa ity no fanontaniana miverimberina ka indro valiana miaraka eto isika rehetra.

▶️ Maimaimpoana avokoa ny fampiofanana atolotray (son et mixage, français de base, français des affaires, anglais de base, anglais des affaires)
▶️ Ny Module rehetra dia efa hitantsika isaky ny sary ao amin'ny publication tsirairay
▶️ Toerana : Itaosy Ambavahaditokana
▶️ Fotoana : Hivoaka tsy ho ela ny calendrier fa efa misokatra izao ny fisoratana anarana dia vonjiveo fa voafetra ny toerana
▶️ Fepetra, mila manao inscription ao amin'ny www.miray-vina.com isika ka indro alefa manaraka eto ny momba izay.

Ho anao te hahay na andalina kokoa ny teny Frantsay sy teny Anglisy natao ho anao indrindra ity.Fiofanana teny anglisy s...
29/01/2025

Ho anao te hahay na andalina kokoa ny teny Frantsay sy teny Anglisy natao ho anao indrindra ity.
Fiofanana teny anglisy sy teny frantsay
Ao anatin’ny sary tsirairay ny andinindininy.

🚫 Voafetra ny toerana 🚫
Fanazavana fanampiny Mp na 038 24 777 39
Fisoratana anarana : www.miray-vina.com

GRATUIT / MAIMAIMPOANA- Sahirana mitady asa ve?- Te isitraka fampiofanana arak'asa?- Maniry iteny vahiny : frantsay, ang...
29/01/2025

GRATUIT / MAIMAIMPOANA
- Sahirana mitady asa ve?
- Te isitraka fampiofanana arak'asa?
- Maniry iteny vahiny : frantsay, anglisy, ....?
Vonona hanampy anao izahay
Mp na 038 24 777 23

Liana amin'ny resaka SON : MIXAGE AUDIO ER SONORISATION ve ianao?Maimaimpoana tanteraka ny fampiofanana azy ato aminayMp...
27/01/2025

Liana amin'ny resaka SON : MIXAGE AUDIO ER SONORISATION ve ianao?
Maimaimpoana tanteraka ny fampiofanana azy ato aminay
Mp na 038 24 777 23 amin'ny fanazavana
fisoratana anarana : www.miray-vina.com
Toerana voafetra

Ny ONG Miray Vina dia fampivondrona ny mpisehatry ny fampandrosoana : ny mpianatra, ny mpiofana, ny mpiasa tena, ny orin...
23/01/2025

Ny ONG Miray Vina dia fampivondrona ny mpisehatry ny fampandrosoana : ny mpianatra, ny mpiofana, ny mpiasa tena, ny orinasa ary ny mpamatsy vola. Natao ho fanamorana ny fidiran’ny tanora amin’ny sehatry ny asa ary fanampiana azy amin’ny fampananana asa.
Ny tanjona dia ny fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara. Misy ny fiofanana isan-karazany hanatsarana ny fomba fiasa, fifaninana tetikasa sy fiaraha miasa amina orinasa isan-karazany ho fanamorana ny fitadiavana asa.
Raha mila fanazavana fanampiny, tsidiho ny tranokala :
www.miray-vina.com.....
ONG Miray Vina est une plateforme qui réunit les principaux acteurs de développement tels que les étudiants, les particuliers, les bailleurs de fonds, les universités et les entreprises. Une relation qui combine les principaux acteurs de connaissances, de développement et du monde professionnel ; dans le seul but de contribuer au « développement de Madagascar et de chacun »
Nos activités sont surtout axées sur le renforcement des compétences techniques et linguistiques, l’orientation de choix d’étude et de projet, la facilité d’accès au monde professionnel.
Pour plus d’information, visitez notre site web : www.miray-vina.com

Address

Itaosy

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG Miray Vina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share