Mifanasoa Association

  • Home
  • Mifanasoa Association

Mifanasoa Association Fikambanana ifanoloran-tanana eo amin’ny samy malagasy

09/12/2024

ALATSINAINY AMBAZAHA
SAOTRA N°3 ny alarobia izao. Mandehana mifidy

Efa tsinjo fa vonona hanova ho amin’ny tsara kokoa  . Saingy entanina hatrany ny rehetra,  Ndeha hiaraka amin’i    hanor...
26/11/2024

Efa tsinjo fa vonona hanova ho amin’ny tsara kokoa . Saingy entanina hatrany ny rehetra, Ndeha hiaraka amin’i hanoratra tantara vaovao ho fampandrosoana ny tanindrazantsika

24/11/2024

Hankinintsika amin’ny tanora vonona handray andraikitra ny fampandrosoana ny tananantsika.
Hanohana azy araka izay vitako aho hampisongadina an’io tanindrazana nipoiranay io. Betsaka ny asa miandry, isika koa efa ela no vonona

Address

Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mifanasoa Association posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization?

Share