23/05/2026
J-1 manasa antsika ho Tonga hifanontrona๐ค๐
๐๐ญ๐จ๐ต๐ฌ๐ฒ๐ฌ๐ต๐จ ๐ด๐ท๐ฐ๐จ๐ต๐ซ๐น๐จ๐ฐ๐ฒ๐ฐ๐ป๐น๐จ & ๐ญ๐จ๐ต๐ถ๐ณ๐ถ๐น๐จ๐ต๐จ ๐ป๐ถ๐ต๐ฐ๐จ ๐จ๐น๐
๐ญ๐จ๐ต๐ถ๐ฒ๐จ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐บ๐จ๐ด๐ท๐จ๐ต๐จ ๐ด๐ฌ๐ต๐จ ๐
"๐๐ต๐ข๐ฐ๐ท๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ณ๐ฆ๐ฉ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข" ๐๐ข๐ต๐ช๐ฐ 28:19๐ฃ
Fifaliana ho an'ny mpitandrina sy ny komitim-pivondronana ary ny SATIMPA ao amin'ny ๐ญ.๐ด.๐ป.๐จ ๐ฉ๐ฌ๐ป๐ฌ๐ณ๐จ ๐ป๐บ๐จ๐น๐จ๐ฏ๐ถ๐ต๐ฌ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐ฐ๐ด๐ฌ๐น๐ฐ๐ต๐ป๐บ๐ฐ๐จ๐ป๐ถ๐บ๐ฐ๐ฒ๐จ - Fivondronana ๐ฉ๐ฌ๐ป๐ฌ๐ณ๐จ ๐๐๐ ny manasa antsika rehetra hifanotrona amin'izy ireo ny amin'ny fanekena Mpiandraikitra.
Toy iza ary ny andinindininy:
๐น๐จ๐๐๐๐๐
๐ ๐๐ ๐ด๐๐ ๐๐๐๐ @ ๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐
โจ ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ & ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ป๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐
๐๐ญ๐ด๐ป๐จ ๐ฉ๐๐๐๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika fa mitombo hatrany ny mpanompony ary hitondra am-bavaka azy ireo isika mba ho tontosa soa ny fotoana.
Tena hery lehibe ho azy ireo ny fanotronantsika koa alamino dieny izao ny fotoan'nise
๐๏ธ Enga anie ny Fanahy Masina hitarika sy hanamafy azy ireo, aminโny asa fanompona hirosoany, ho voninahitrโAndriamanitra.