25/05/2026
Avec Antagnala Ikongo – Je fais désormais partie de ses super fans !
Miarahaba antsika rehetra 👋
Nanokatra an'ity Groupe de discussion WhatsApp "Jeune d'Ikongo engagés" ity ny tenako mba hahafahatsika tanoran'ny Ikongo hisy fifandraisana sy fifampiresahana kokoa.
Ny tanjona dia tsoatra🙏 Jeunes d'Ikongo engagés = Tanoran'Ikongo Mandray Andraikitra
Hijery izay ifanampina sy ifampizarana momba an'i IKONGO isika
* Vaovao mikasika an'i IKONGO
* Tsara ho fantatra mikasika an'i IKONGO
* Ny tokony ho fanatsarana an'i IKONGO
* Ny tokony ho fiarovana an'i IKONGO (tanana & vahiaka)
Vao manomboka isika izao. Ny tanjona dia ny haha tafiditra ny ankamaroan'ny Tanoran'Ikongo Mandray Andraikitra ato anatin'ity vondrona ity ka manasa antsika hanentana ny namana hiditra ato anaty vondrona.