FREDO Robena EVENT

FREDO Robena  EVENT Recently

18/12/2025

Réveillon Magique eto Ihosy eo amin'ny tokotany malalaky ny COTISSE Ihosy.
Ny Qlarobia 31 desambra 2025.

Efa vonona ... we are ready ... Nous sommes prêts.Siamo pronti...
09/08/2025

Efa vonona ... we are ready ... Nous sommes prêts.
Siamo pronti...

02/04/2025

02 Avril 2025
Journée de la Gendarmerie
sequence Tsipirano et Cross de Cohésion:
Groupement de la gendarmerie Ihorombe.

Stay tuned !
29/11/2024

Stay tuned !

⭕️Nampilaza ireo mpitantana trano fisotroana sy fivarotana madinika ireo mpivarotra zava-pisotro isan-karazany fa mety hiakatra ny vidin’ireo vokatra ireo manomboka amin’ny alatsinainy ho avy izao.

⭕️Vinavinaina hiakatra ho 4 800 ariary ny vidin’ny tavoahangy lehibe misy labiera, raha 4 500 ariary izany teo aloha, izany hoe niakatra 300 ariary.

Loharano : L'Express de Madagascar

Misokatra hoantsika rehetra ity pejy ity ifampizarana zava-misy ilain'ny fiaraha-monina misy antsika.Vaovao, toerana, sa...
31/08/2024

Misokatra hoantsika rehetra ity pejy ity ifampizarana zava-misy ilain'ny fiaraha-monina misy antsika.
Vaovao, toerana, sary sy feo, hafatra sns...

Address

Ihosy
313

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FREDO Robena EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share