IDEE jeunes

Call Contact the organization

IDEE jeunes Intégration et Developpement par l'Education Environnementale

08/09/2026

Izy no Rija… 😎

AMBASSADEUR-n'ny Krypto Tech 🔥
Fantatrareo tamin’ny “reny reny sy tony tony”... Nahazo ny mérite ny Patrô izy noho ny akamony nanao vidéo. 😂🤦

Tovolahy tsy miavona izy, tsy toy ny hitanareo amin'ny vidéo akory fa tena mitsikitsiky be ary mandray am-panajana rehefa makaty amin'ny magasin ety Andraharo ianareo. ☺️

Iza no efa nahita azy mivantana tety?

🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨*PROLONGATION DES INSCRIPTIONS JUSQU'AU VENDREDI 10 JANVIER (Demain)*Beaucoup d'entre vous nous écrive et  nous a...
09/01/2025

🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨

*PROLONGATION DES INSCRIPTIONS JUSQU'AU VENDREDI 10 JANVIER (Demain)*

Beaucoup d'entre vous nous écrive et nous appellent pour solliciter un report ou pour se rassurer qu'elles peuvent encore s'inscrire ou encore mobiliser leurs compatriotes.

Nous vous informons de la PROLONGATION DES INSCRIPTIONS afin de permettre et de donner l'opportunité à toutes les femmes de BÉNÉFICIER DE CE FORMATION, MAIS SURTOUT DE FAIRE PARTI DU *PLUS GRAND RÉSEAU DES FEMMES AFRICAINES BÂTISSEUSES* que nous allons mettre en place.

✅ *MERCI À TOUTES DE CONTINUER DE PARTAGER ET D'ÊTRE UNE SOURCE DE CROISSANCE ET RÉUSSITE POUR LES AUTRES*

01/01/2025
Loso atsika eee  🏃🏾‍♂️🏃🏼‍♀️BYE BYE JALY  👋🏼Zoma 29 Novembre 2024, Hell Ville teo ampitan'ny Bazary Be. Nandalo ny KIOSQU...
30/11/2024

Loso atsika eee 🏃🏾‍♂️🏃🏼‍♀️
BYE BYE JALY 👋🏼

Zoma 29 Novembre 2024, Hell Ville teo ampitan'ny Bazary Be. Nandalo ny KIOSQUE ITINÉRANTE nokarakaran'ny association IDEE jeunes .

ADAPTATION AU CHANGEMENT CLIMATIQUE ET SAUVEGARDE DES MANGROVES no lohahevitra tamin'izany.

💠 Tanora Antsahampano Ambanja tompon'andraikitra fanaovana sensibilisation Fiarovana ala Honko tamin'ny fampiasana Mascotte. MANGROVE ATTENUE LES EFFETS NEFASTES DU CHANGEMENT CLIMATIQUE.

💠 Tanora Konempa nanentana tsy hampiasa ny charbon Honko sy hazo ala, nivarotra Charbon écologique izy reo zay azo tamin'ny fanodinana fako.

💠 IDEE jeunes nanao démonstration ny four solaire, fatana ADES.

💠 Nisy fizarana Plateaux repas écologique.

le_changement_climatique_et_ses_effets"
.

Aleo ny sary no hiteny 💪 Alefa vehivavin'Antrema 💪Misaotra sy mankasitraka an'i 🎊Pr Henri Randrianasolonjanahary
24/11/2024

Aleo ny sary no hiteny 💪 Alefa vehivavin'Antrema 💪Misaotra sy mankasitraka an'i 🎊Pr Henri Randrianasolonjanahary

loso atsika e🏃🏃BYE BYE JALYHizara vaovao maha-courage avy Antrema , commune rurale Antranonkarany💪🔥  Ny fikambanam-behiv...
24/11/2024

loso atsika e🏃🏃
BYE BYE JALY
Hizara vaovao maha-courage avy Antrema , commune rurale Antranonkarany💪🔥
Ny fikambanam-behivavy tao Antrema nitombo fahaiza-manao Na technique sy fahalalana satria nampianatra tany Pr Henri

Vokatr'izany 😱

🟢Ny hahatsara kokoa hatrany ny vokatra no tanjon' ireo vehivavy ireo - teknika fa nazo tam Professeur Henri.
Efa namoaka Calendrier cultural ny groupements , fambolena hataondreo amin'ny 2025.

🟠 Koa ravoravo IDEE jeunes nandre Projet tsara bé ka raha zegny, mba hahatanteraka izany Dia nanolotra

✅ Nomen'ny IDEE jeunes
📌📍Semences nohatsaraina Na semences améliorées n'y fikambanambehivavy.

✅Nomena.
📌📍Téléphones Android
mba hahazoandreo manao📍 formation sy suivis à distance ny fambolena hatao satria dia tsy tongan'ny fiara tsotra n'y any, ary lafo be ny sarandalana. Miaraka amin'ny 📌📍Kit solaire.

✅ Manioc greffe Tonga dia ambolena.

FANDROSOANA JIABY ZEGNY. Manana 💪VINA ny groupements des femmes

Aza adigna mi-abonner ny page'tsika✊✨

"Femmes résilientes et actrices de la lutte contre le
et ses effets"

Fandalovan'i Pr Henri Randrianasolonjanahary teto Ambanja. ...Fitsidihany an'Antrema, Faly sy ravo Ary nahazo courage ve...
22/11/2024

Fandalovan'i Pr Henri Randrianasolonjanahary teto Ambanja. ...Fitsidihany an'Antrema, Faly sy ravo Ary nahazo courage vehivavin'Antrema. N'y fiaraha-miasa dia hitohy hatrany anie 💐🤗🌾🌳IDEE jeunes

Address

Marakatsa
Hell-Ville
VILLAJARDIN

Telephone

+261325063816

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IDEE jeunes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to IDEE jeunes:

Shortcuts

Share