ONG AVIA

ONG AVIA Anosy Villages Integrated Actions

Mahafaly ny mahita fa efa misy ny vokatra azo avy amin’ireo ezaka nataon’ireo mpisitraka, izay maneho ny fahavononan’izy...
13/06/2026

Mahafaly ny mahita fa efa misy ny vokatra azo avy amin’ireo ezaka nataon’ireo mpisitraka, izay maneho ny fahavononan’izy ireo hampihatra ny fahaiza-manao azony sy hanatsara ny fari-piainany.

🖊️Nanantanteraka jery todika isaky ny 3 volana ny ekipan'ny ONG AVIA ,fotoana iray nijerena sy nandinihana ireo asa vita...
18/05/2026

🖊️Nanantanteraka jery todika isaky ny 3 volana ny ekipan'ny ONG AVIA ,fotoana iray nijerena sy nandinihana ireo asa vita nandritra izay vanim-potoana izay Ary nifampizarana hevitra momba ireo fanatsarana sy paikady hoentina manatsara hatrany ny asa amin'ny ho avy mba hahatratrana ny tanjona napetraka🖊️

Niofana momba ny fanodinana sakafo sy sakafo maro loko ny vehivavy tao amin'ny Kominy Soanierana-Ifarantsa-Mandiso-Isaka...
26/04/2026

Niofana momba ny fanodinana sakafo sy sakafo maro loko ny vehivavy tao amin'ny Kominy Soanierana-Ifarantsa-Mandiso-Isaka Ivondro
Ho fanatsarana ny sakafo sy fampindiram-bola ary hanamafisana ny anjara asan'ny vehivavy

Fiofanana fomba fambolena(Petsay,Karoty,Courgette...)Natao ny fiofanana ho fanatsarana ny teknika fambolena sy fampitomb...
19/03/2026

Fiofanana fomba fambolena(Petsay,Karoty,Courgette...)

Natao ny fiofanana ho fanatsarana ny teknika fambolena sy fampitomboana ny vokatra

12/02/2026


Fitsidihana aram-pomba fanajana nataon'ny ONG AVIA teo anivon'ny kaominina Isaka Ivondro  II
30/01/2026

Fitsidihana aram-pomba fanajana nataon'ny ONG AVIA teo anivon'ny kaominina Isaka Ivondro
II

Address

Bazaribe
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG AVIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share