MadAvance

MadAvance Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MadAvance, Non-Governmental Organization (NGO), Immeuble Maromahay Esokaka, Fort-Dauphin.

MadAvance révolutionne le secteur Eau, Assainissement et Hygiène et le secteur du clean cooking à Madagascar grâce à des solutions innovantes et un soutien aux programmes d'atténuation du carbone

🚫 Tsy misy herisetra!Samy manana-jo hiaina tsy misy herisetra ny tsirairay. 🤝💙Ny herisetra dia tsy vahaolana. Andao isik...
19/08/2026

🚫 Tsy misy herisetra!
Samy manana-jo hiaina tsy misy herisetra ny tsirairay. 🤝💙
Ny herisetra dia tsy vahaolana. Andao isika hifampitsinjo, hifanaja ary hifanohana mba hananana fiarahamonina milamina sy azo antoka ho an’ny rehetra. 🫶
👉 Andao hiaraka hanorina fiarahamonina milamina, misy fifanajana ary tsy misy herisetra.
🌍 Miara-mientana ho an’ny fiainana milamina sy tsy misy herisetra.



🚫 Zéro violence !
Tout le monde a le droit de vivre sans violence. 🤝💙
La violence n’est jamais une solution. Ensemble, cultivons le respect, l’écoute et la solidarité afin de construire une société plus sûre, plus juste et plus égalitaire pour toutes et tous. 🫶
👉 Disons NON à toutes les formes de violence !
👉 Agissons ensemble pour promouvoir le respect et l’égalité.
🌍 Ensemble pour une société sans violence.

💧 Que cette semaine soit fraîche et pleine d’espoir !Ho mangatsiatsiaka sy feno fanantenana anie ity herinandro ity !Que...
17/08/2026

💧 Que cette semaine soit fraîche et pleine d’espoir !
Ho mangatsiatsiaka sy feno fanantenana anie ity herinandro ity !
Que cette semaine soit fraîche et pleine d’espoir !
May this week be fresh and full of hope!

💦 Une goutte après l’autre, faisons couler le changement avec de l'eau potable .

13/08/2026

🎉 Jeudi Devinette ! 🎉
🤔 Hainareo ve ny maminavina ny asa ataon’ity mpiara-miasa aminay ity?

🎥 Jereo tsara ilay vidéo, henoy ireo fanoroana, ary soraty ao amin’ny commentaire ny valinteninareo! 👇

Iza ary no hahita ny valiny marina? 😄
---
🤔 Saurez-vous deviner le métier de notre collaboratrice ?

🎥 Regardez attentivement la vidéo, écoutez bien les indices et donnez votre réponse en commentaire ! 👇

Alors, qui trouvera la bonne réponse ? 😄

FANTATRAO VE NY BAMBOU (VOLOTSANGANA)?Ny volotsangana dia tsy zavamaniry tsotra fotsiny, fa vahaolana voajanahary miaro ...
12/08/2026

FANTATRAO VE NY BAMBOU (VOLOTSANGANA)?
Ny volotsangana dia tsy zavamaniry tsotra fotsiny, fa vahaolana voajanahary miaro ny tontolo iainana sy manampy amin'ny fanatsarana ny fiainan'ny olombelona.
🌱 Inona no maha-zava-dehibe azy?
✅ Miaro ny tany – Manamafy ny tany ny fakany ka mampihena ny fihotsahan'ny tany sy ny fikaohan'ny rano.
✅ Manadio ny rivotra – Misintona gazy karbonika (CO₂) ary mamokatra oksizenina, ka manampy amin'ny ady amin'ny fiovan'ny toetr'andro.
✅ Mitombo haingana – Anisan'ny zavamaniry mitombo haingana indrindra eran-tany, ka loharano maharitra sy azo havaozina.
✅ Miaro ny zavaboary – Manome toeram-ponenana sy sakafo ho an'ny biby sy ny zavamaniry maro.
🌍 Ny fambolena volotsangana anio dia fampiasam-bola ho an'ny tontolo iainana sy ny taranaka rahampitso.
💚 Andao hiara-hamboly volotsangana, hiaro ny natiora.


📢 MIVERINA MISOKATRA INDRAY NY BIRAO MADAVANCE ESOKAKA FORT-DAUPHINRy mpisitraka hajaina,Faly izahay mampahafantatra ana...
10/08/2026

📢 MIVERINA MISOKATRA INDRAY NY BIRAO MADAVANCE ESOKAKA FORT-DAUPHIN

Ry mpisitraka hajaina,

Faly izahay mampahafantatra anareo fa misokatra indray ny biraon’ny MadAvance Esokaka Fort-Dauphin manomboka androany, Alatsinainy 10 Aogositra 2026 , raha nikatona tamin'iny faran'ny herinandro lasa iny .

🤝 Faly mandray anareo indray izahay ary vonona hatrany hanohy ny fandraisana sy ny fanohanana anareo.

📍 MadAvance Esokaka – Fort-Dauphin. .

06/08/2026

🎉 Jeudi Devinette ! 🎉
Afaka vinavinainao ve ny asan'ity mpiara-miasa aminay ity? 🤔
🎥 Henoy tsara ireo fanoroana ao anaty horonan-tsary, dia soraty ao amin'ny fanehoan-kevitra ny valinteninao! 👇
Iza no hahita ny valiny marina voalohany? 😄

Saurez-vous deviner le métier de notre collaboratrice ? 🤔
🎥 Regardez attentivement la vidéo, écoutez les indices… puis dites-nous votre réponse en commentaire ! 👇
Qui sera le premier à trouver la bonne réponse ? 😄

🚨 Filazana vonjimaika – Biraon’i Fort-DauphinRy mpisitraka hajaina,Noho ny asa fanamboaran-dalana manoloana ny biraon'ny...
05/08/2026

🚨 Filazana vonjimaika – Biraon’i Fort-Dauphin

Ry mpisitraka hajaina,

Noho ny asa fanamboaran-dalana manoloana ny biraon'ny MadAvance Esokaka Fort-Dauphin, dia ampahafantarina isika fa hampiatoana vonjimaika ny fandraisana mpisitraka ato amin’ny birao mandritra ity faran’ny herinandro ity.
Izany dia natao hiarovana ny aintsika mpisitraka sy ireo mpiara-miasa ihany koa.

Vinavinaina hiverina amin'ny laonany ny fandraisana manomboka ny Alatsinainy 10 Aogosotra ho avy izao .

📞Na izany aza, mbola afaka mifandray aminay hatrany ianareo amin'ny alalalan'ny antso an-taribia amin'ny laharana 038 31 610 14 ianareo.

🙏 Mankasitraka indrindra amin'ny ny faharetana ary ny fitokisanareo manoloana izao toe-java-misy izao.
--
🚨 Information Importante– Bureau de Fort-Dauphin

Chers bénéficiaires,

En raison des travaux de réhabilitation de la route devant le bureau de MadAvance Esokaka Fort-Dauphin, nous vous informons que l’accueil des bénéficiaires au bureau sera temporairement suspendu durant cette fin de semaine.

Cette mesure est prise afin de garantir la sécurité de tous, aussi bien des bénéficiaires que de nos collaborateurs.

La reprise normale de l’accueil est prévue à partir du lundi 10 août prochain.

📞 Toutefois, vous pouvez toujours nous contacter par téléphone au 038 31 610 14 pour toute demande ou information.

🙏 Nous vous remercions sincèrement pour votre patience, votre compréhension et votre confiance face à cette situation temporaire.

❓ FAQ | Aiza no ahitana ny ID an'ny fatana?Maro no manontany hoe : "Ahoana no ahafantarako fa anay tokoa ilay fatana amp...
05/08/2026

❓ FAQ | Aiza no ahitana ny ID an'ny fatana?

Maro no manontany hoe : "Ahoana no ahafantarako fa anay tokoa ilay fatana ampiasaiko?"

👉 Tsotra ny valiny!

🔍 Jereo ny carnet maha mpikambana nomena anao tamin'ny fotoana nandraisanao ny fatana. Ao no misy ny ID an'ny fatana, izay mitovy amin'ilay laharana voasoratra eo amin'ny takelaka (plaque) mipetaka amin'ny fatana.

✅ Ity ID ity no ahafahana:

Manamarina ny mombamomba ny fatanao.
Manamora ny fanaraha-maso sy ny serivisy omena anao.
Miantoka fa voarakitra ara-dalàna ao anatin'ny tetikasa ny fatanao.

💡 Torohevitra: Tehirizo tsara ny carnet-nao, satria ilaina izy io rehefa misy fanaraha-maso na fanontaniana mikasika ny fatanao.

📩 Raha mbola misy fanontaniana hafa dia aza misalasala manoratra aminay. Faly izahay manampy anao!

💧Mitombo hatrany ny sehatry ny asa ataontsika!Mitombo sy mivelatra hatrany ny asa fanohanana ireo vondrom-piarahamonina ...
03/08/2026

💧Mitombo hatrany ny sehatry ny asa ataontsika!
Mitombo sy mivelatra hatrany ny asa fanohanana ireo vondrom-piarahamonina amin’ny fahazoana rano fisotro madio sy maharitra.
Nanomboka ihany koa ny fanamboarana fotodrafitrasa vaovao sy ny fanavaozana ireo efa tonta , ho fanatsarana ny fiainan’ny mponina ao Marolinta.
Ity dingana vaovao ity dia manamarika ny fanitaran’ny asa ataontsika any amin’ny faritra Androy, taorian’ny asa efa natao tany amin’ny faritra Anôsy sy Ambatosoa.
Mankasitraka hatrany ny fanohanan’ny SaniTap sy ireo mpiara mombon'antoka rehetra aminay , izay hampiroborobo ny fahazoana rano fisotro madio ho loharanon’aina sy fahafahana ho an’ny rehetra. 💙


💧 Nos actions prennent de l’ampleur !
Nos activités continuent de grandir et de s’étendre afin d’accompagner toujours plus de communautés vers un accès durable à l’eau potable . À Marolinta, de nouveaux travaux sont en cours avec la réalisation d’un forage et la réhabilitation d’ouvrages d’eau, pour améliorer les conditions de vie des habitants.
Cette nouvelle étape marque l’élargissement de nos interventions dans la région Androy, après nos actions menées dans les régions Anôsy et Ambatosoa.
Avec le soutien SaniTap et de nos partenaires , Nous poursuivons ainsi notre mission pour faire de l’eau une source de vie, de dignité et d’opportunités pour les communautés. 💙

31/07/2026

✨ Ary raha sady ny mianatra no milalao?

Faly izahay mampahafantatra anareo ny Magnasoa Mibalade (MM), fandaharana vaovao avy amin'ny MadAvance izay itsidika ireo tokantrano misitraka ny tetikasa Magnasoa.

Ahitana fanamby, fifanakalozana ary fotoana feno hafaliana izy ity, sady mizara torohevitra mahasoa momba ny fampiasana sy fikojakojana ny fatana nohatsaraina.

🎥 Araho hatramin'ny farany ny fandaharana… mety hisy zavatra vaovao hianaranao izay hahasoa ny fiainanao andavanandro!

✨ Et si apprendre pouvait aussi être un jeu ?

Nous sommes fiers de vous présenter Magnasoa Mibalade, une émission qui part à la rencontre des familles bénéficiaires du projet Magnasoa.

Au programme : des défis, des échanges, des rires, mais aussi des conseils pratiques pour mieux utiliser et entretenir son foyer amélioré. 🌿🔥

Parce que chaque visite est une occasion de partager, d'apprendre et de valoriser les bonnes pratiques.

🎥 Installez-vous confortablement et regardez jusqu'à la fin… vous pourriez bien apprendre quelque chose tout en passant un bon moment. 😉

Address

Immeuble Maromahay Esokaka
Fort-Dauphin
614

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MadAvance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to MadAvance:

Shortcuts

Share