Tholde Rahalahifaliako

Tholde Rahalahifaliako 🥰"Forver faithful"🥰

💪AFTER CONGRES🥰👉Nitsidika ny harembakoka tany amin'ny 🌳Fihamy tao Mihary niaraka tamin'ireo MJA Menabe moa ny tenanay te...
22/08/2026

💪AFTER CONGRES🥰
👉Nitsidika ny harembakoka tany amin'ny 🌳Fihamy tao Mihary niaraka tamin'ireo MJA Menabe moa ny tenanay teto.
Nahafinaritra ny fiarahana tany fa indrindra moa niaraka tamin'ireo biby avy any Menabe reto 🫍 Orque, 🦬 Auroch, 🐂 Inducus, 🐧 Pingouin, 🐿️ Sifaka, 🫏 Léonie sy ny mamany fa tsy tadidiko ny totem-ny 😀
💪Tompotanà iaho lafa avy a Menabe any 🤪🤣😬

🙏Mankasitraka ny MINISTERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ary ny Kaominina ao an-toerana nikolokolo ny harembakoka Malagasy. Izay maha Toliara an'ny Toliara🙏

19/08/2026
🥰KONGRESY MJA FMSO 2026🎊🎉🎊👉STAFF TEAM 💪💪💪Toraka voninkazo ho an'ny ekipan'ny Staff rehetra izay solontenan'ny faritra 6 ...
17/08/2026

🥰KONGRESY MJA FMSO 2026🎊🎉🎊
👉STAFF TEAM 💪💪💪
Toraka voninkazo ho an'ny ekipan'ny Staff rehetra izay solontenan'ny faritra 6 eto amin'ny faritany Toliara (Anôsy, Androy, Atsimo Andrefana, Ihorombe, Menabe, Melaky).
Misaotra ny amin'ny fanolorantenanareo niakitra ny zava-misy sy niatrika zava-tsarotra tamin'ny fitarihana ny zaika sy ny fiaretana torimaso tamin'ny fivoriana nialohan'ny zaika.
Mankasitraka tompoko.
Ekipan'ny Talen'ny Zaika.

Address

Amboananto
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tholde Rahalahifaliako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tholde Rahalahifaliako:

Shortcuts

Share