Association EZAKA

Association EZAKA " Tanora Tia Mizara "

Tompoko vavy sy Tompoko lahy 🙏❣️Voalohany teny dia mankasitraka antsika rehetra nametraka fitokisana nandritra iny fanom...
31/01/2026

Tompoko vavy sy Tompoko lahy 🙏❣️

Voalohany teny dia mankasitraka antsika rehetra nametraka fitokisana nandritra iny fanomanana fifidianana ho Filoha mpikambana Vehivavy 8 Mars ✅✅

Manaraka izay dia miarahaba manokana anao , Ramatoa Noro Seheno Rakoto amin'izao fahalanianao ho Filoha mpikambana Vehivavy 8 Mars izao🙏🙏 mahefà bé Amy Adidy aman-andraikitra izay miandry antsika izao 😘❤️

Miarahaba ihany koa hoa antsika izay Birao handrafitra ny fitantanana tsy misy hanavahana ,avy Amy Kely ka hatramy lehibe indrindra❣️🤝

Mampanatena izahay Birao-mpintantana fa hiray hina ,hanambatra ireo vina ho entina manatsara sy mampivoatra ny tontolo tsika vehivavy 😊🤞

✍️ Vice Présidente : Nicole Ravaoarisoa Nere ✍️

Misaotra betsaka tompoko

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
DRJS ANÔSY

30/01/2026

Tanora Tia Mizara 🙏❣️

Mizara Fitiavana tsy misy tambiny ho an'ny Mpiara-belona ❤️❤️

Ho antsika ampela Anôsy manodidina ETO,maro tsika fa nahazo fitiavana,nahazo fanampiana tamy maman Nicole Ravaoarisoa Nere ✍️💓 fotoa hamaliantsika soa anazy se Zao Sady hanohizany bebekokoa ze fa soa vitany Zay ❣️❣️

Fidiotsika ,filiondrareo izy hamaray ✅✅

Vitako io ka raisiko ho fanandratana Amy avo indrindra ny hetahetantsika Ampela( Reny na Tanora) ❤️❤️Fikasana ny antsika...
25/01/2026

Vitako io ka raisiko ho fanandratana Amy avo indrindra ny hetahetantsika Ampela( Reny na Tanora) ❤️❤️

Fikasana ny antsika fa an'Andriamanitra ny Lahatra 🙏🙏

Fotoana ho ahy izao hanehoana amintsika fa efa maro Ary tsy voatanisa ny vinan'asa Tiana hiarahako manatanteraka amintsika vehivavy tsy misy anavahana Amy Faritra anôsy ato,fa indrindra ho antsika à Tôlagnaro ✅✅

Fanjakana hiarahana mitantana izy ito fa tsy ho an'olondraiky,ka tsy haha diso fanantenana anao☝️ da Manentana anao aho hifidy an'i Ramatoa " NICOLE RAVAOARISOA NERE" Amy 31 Janvier 2026 ho filoha ny Fikambanana Vehivavy 8 Mars





Bonne année 2026 🥂🥰🙏Hitondra fahombiazana ho antsika rehetra anie ity Taona vaovao ity 🙏
04/01/2026

Bonne année 2026 🥂🥰🙏

Hitondra fahombiazana ho antsika rehetra anie ity Taona vaovao ity 🙏

Andro iraisam-pirenena ho an'ny Tanora 🤝
23/08/2025

Andro iraisam-pirenena ho an'ny Tanora 🤝

17/06/2025

Misy offre d'emploi mandeha any!!
TSARA HO MARIHINA FA TSY ANAY INY
TSY MITADY MPIASA IZAHAY⛔

06/10/2024

‼️ UNICEF RECRUTE ‼️:

- 03 Chauffeurs
- Grade : GS-2/FT :
- Localisations : Fort-dauphin, Manakara, Ambovombe
- Date limite : 10 octobre 2024
- Candidater ici : https://jobs.unicef.org/en-us/job/575753/03-positions-de-chauffeurs-gs2ft-madagascar-129237-fortdauphin-129238-manakara-129239-ambovombe

Les candidats intéressés sont priés via le lien ci-dessus et d'y joindre en fichiers attachés : une lettre de motivation, un CV détaillé et une copie du diplôme le plus élevé*.
�➡️Tout dossier incomplet ou soumis en ligne après la date limite ne sera pas considéré.

🇲🇬Cérémonie de passation entre le Directeur Régional De la Communication et de la culture entrant et sortant 🇲🇬Faire pla...
05/03/2024

🇲🇬Cérémonie de passation entre le Directeur Régional De la Communication et de la culture entrant et sortant 🇲🇬

Faire play tokoa no nisy teo Amy izy roa ireto.

Hafaliana lehibe ho an'i Fikambanana izao satria dia Vice-Président ny Fikambanana moa i Andriamatoa Tale-paritry ny Serasera sy Kolotsaina vaovao izao🙏🙏😇

Itondrana fisaorana sy fankasitrahana ny avy ao amin'ny Governoran'ny Faritra Anôsy izay tarihan'ny Ramatoa Goverinora🙏 sy ireo Olom-panjakana sivily sy miaramila ary ireo mpiara-miasa amin'ny sehatrin'ny Serasera Anôsy.

Koa mirary soa Andriamatoa VP mivady mianaka Amy adidy aman-draharaha izay miandry anao MBA ho vita Amy antsakany sy andavany ary eto foana ny Fikambanana Rahefa misy zavatra mety afaka hifandrimbonana sy Hifampizara a ho entina hatrany mampandroso ity Faritra misy antsika ity🇲🇬🇲🇬

Misaotra ihany koa an'Dramatoa Filoha Mpanorina ny fikambanana Nicole Ravaoarisoa Nere

------------

📸 Ratsimbarivelo Tiora

🔄🔄Andro fahatelo Amy Fiofanana ho amin'ny Fisorohana ireo mety ho takaitra aterakin'ny Loza. Hita tokoa ny fahavitrihan'...
23/11/2023

🔄🔄Andro fahatelo Amy Fiofanana ho amin'ny Fisorohana ireo mety ho takaitra aterakin'ny Loza.

Hita tokoa ny fahavitrihan'ireo Tanora Solotena avy amin'ny Fikambanana misy eto amin'ny Faritra.

Ireo Fikambanana🇲🇬🇲🇬:
-Association Miray Anôsy
-Association Ezaka
-Croix Rouge
-Women Break The Silence
-Association Volontariat Actif de la Région Anôsy
-Antily Faritra Anôsy
-Tily Faritany Anôsy
-Mpanazava Faritany Anôsy
-Tanora Ampotatra MIjoro Miray Asa
-MITABE
-Lehilahy Vonona ho an'i Tanindrazana
-BNGRC Anôsy
-FIkambanan'ny TAnora Amy FAmpandrosoana

Faritra : Anosy
Distrika : Tôlagnaro
Kaominina : Tôlagnaro

Association EZAKA
BNGRC
DRJS ANÔSY
Ministère de la Jeunesse et des Sports
UNICEF Madagascar
Nicole Ravaoarisoa Nere
Ratsimbarivelo Tiora

Address

Ampamakiambato
Fort-Dauphin

Telephone

+261330297310

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association EZAKA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association EZAKA:

Shortcuts

Share