Association Miray Anôsy

Association Miray Anôsy Vondrona Tanora Mikatsaka ny soa iombonana ho an'ny Fampandrosoana MahariTra sy Tsara TanTana

Mankasitraka Tompoko ka mirary dia mirary hisiany tamberina 😇🙏
16/05/2026

Mankasitraka Tompoko ka mirary dia mirary hisiany tamberina 😇🙏

bravo😇
16/05/2026

bravo😇

Mathilde Vaviniriko Jeck Hickman   fansTANORA MARO MIFANDRIMBONA ANATY FANKAFIZANA MIVANTANA  ARY MALALAKA TSY MISY SAKA...
30/04/2026

Mathilde Vaviniriko Jeck Hickman fans

TANORA MARO MIFANDRIMBONA ANATY FANKAFIZANA MIVANTANA ARY MALALAKA TSY MISY SAKASAKANA NY NATIORA SY NY ZAVA-BOARY

de Fort-dauphin
Faritra Anôsy Mivoatsy

Andao zalah hianatry handrafitry drafitr'asa fangataha tetik'asa✍️✍️Fandaharan'asa iarahanay Amy DRJS ANÔSY , Ministère ...
13/04/2026

Andao zalah hianatry handrafitry drafitr'asa fangataha tetik'asa✍️✍️

Fandaharan'asa iarahanay Amy DRJS ANÔSY , Ministère de la Jeunesse et des Sports Ary ny CCJ Fort-dauphin

Maimaimpoana gny fampianara Amy Alarobia ho avy izao Ary tranon'ny Tanora à Lanirano eny🤝




Andao H'play 🏀Maro gny Tanora mangataky anazy tiky MBA hanehoa gny talenta Anaty fanatanjaha-tena 🙏🙏Ho antsika manan-kev...
27/01/2026

Andao H'play 🏀

Maro gny Tanora mangataky anazy tiky MBA hanehoa gny talenta Anaty fanatanjaha-tena 🙏🙏

Ho antsika manan-kevitry hindesy hamparesaha anazy seki da ka misalasala ,nareo Zoky bé reo🙏🙏 Nareo Mpiara-miombon'antoka matanjaky reo🤝🤝

Anareo firaleovam-paritry reo 🙏🙏

Ho avy zahay,hila fanampiz,hila torohevitry ☺️☺️

Ino gny mbô tokony hampidiry?

Édition 1: 👉 Andao H'play 👈






Ministère de la Jeunesse et des Sports
Jeunesse Anôsy Ofisialy
CCJ Fort-dauphin
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
QIT Madagascar Minerals - QMM
U-Report
Association Miray Anôsy
UNICEF Madagascar
𝐀𝐍𝐎𝐒𝐘 𝐄𝐕𝐄𝐍𝐓𝐒 - 𝓟𝓪𝓰𝓮 𝓞𝓯𝓯𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵𝓵𝓮
DRJS ANÔSY
Ratsimbarivelo Tiora

🤝Fitsidihana voalohany no Sady fiarahabana ny Ray aman-dreny lehiben'ny Faritra izay notanterahin'ny Vovonan'ny Tanora a...
13/01/2026

🤝Fitsidihana voalohany no Sady fiarahabana ny Ray aman-dreny lehiben'ny Faritra izay notanterahin'ny Vovonan'ny Tanora ato Amy Faritra anôsy🤝

Izany Fitsidihana izany moa dia niarahana hatrany tamy ray aman-dreny Talem-paritry ny Tanora sy ny fanatanjaha-tena ato Anôsy sy ny CCJ Fort-dauphin .

Nisolotena ny Association Miray Anôsy tamizany moa n'y filoha Ratsimbarivelo Tiora izay Sady ihany koa Secrétaire général ao amy " Conseil Communal de la Jeunesse" mpisolo sy mpitatitra ireo hetahetan'ny Tanora ,izay nahitana Fikambanana maromaro:

- Association miaina
- TAMIMA
- AJASA
- SKOTO KIADY
- TILY
- AMA
- NY FINOHA
-MIORINA
-ASSOCIATION MIASA
-ASS FJI
-ASSOCIATION LEADER DES JEUNES DE FORT-DAUPHIN
-ONDH
-AVARA
-GHM
-RARY ARO
-TAMF
-MAMELONA
-GREEN HOPE

" N'y hazo no vanon-ko lakana dia ny Tany naniriana no tsara"

Mirary soa hatrany ho anao sy ny ekipanao ao Amy Faritra Anôsy - Pejy ofisialy MBA hahaleo Ary hahalasana ireo Adidy masina mbola miandry Andriamatoa CR.

Ministère de la Jeunesse et des Sports
DRJS ANÔSY
Jeunesse Anôsy Ofisialy
U-Report
UNICEF Madagascar

🍾🍾 TANORA FORDAUPHINOIS(E) 🍾🍾À Manambaro eny gny fotoan-tsika Amy weekend,10 et 11 Janvier 2026 ho avy zao ✅✅▶️ Ndao han...
08/01/2026

🍾🍾 TANORA FORDAUPHINOIS(E) 🍾🍾

À Manambaro eny gny fotoan-tsika Amy weekend,10 et 11 Janvier 2026 ho avy zao ✅✅

▶️ Ndao hanao Sport
▶️ Ndao Hilalao piscine
▶️ Ndao hanao karaoké
▶️ Ndao hanao bootcamp
...

🤝🙏andao hialavoly Ampilaminana 🤝🙏

CCJ Fort-dauphin

Hafaliana sy haravoana no itondrana ny teny fiarahabana sy firariantsoa ho antsika rehetra izay Tsy ho saratsarahana tah...
01/01/2026

Hafaliana sy haravoana no itondrana ny teny fiarahabana sy firariantsoa ho antsika rehetra izay Tsy ho saratsarahana tahaka ny ketra ary tsy ho soritsoritina tahaka ny vola 🙏🙏🤝

Isaorana voalohany amizany Ilay nahary satria izy no nitsimbina,azy ny aina azy ny zava-drehetra 😇😇

Ho Taona zina ho antsika rehetra anie ity Taona enina amby roapolo sy roa arivo ity dia samy ho tahian'Andriamanitra sy ny Razana (sy ireo izay inoantsika ) Isika rehetra 🙏🥰❤️



fans
UNICEF Madagascar
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Ratsimbarivelo Tiora
Herve Rakotondralambo

Merry christmas 🌲💞💖
25/12/2025

Merry christmas 🌲💞💖

🔥 Le Courage d'un Vrai Leader, le Pouvoir du Cœur ! ❤️​Aujourd'hui, j'ai été témoin d'un acte qui redéfinit le mot "lead...
25/10/2025

🔥 Le Courage d'un Vrai Leader, le Pouvoir du Cœur ! ❤️
​Aujourd'hui, j'ai été témoin d'un acte qui redéfinit le mot "leadership" et "humanité". Un acte que PERSONNE n'a osé faire. 🥹 Notre leader, Tiora, a agi avec une volonté pure et le cœur ouvert pour quelqu'un qui en avait désespérément besoin. 🌟
​Vous connaissez peut-être Joh (ou Fafaky), le "Rasta". Suite à une profonde dépression il y a des années, sa vie a pris un tournant difficile. Il est devenu, aux yeux de certains, "anormal"...

​Mais aujourd'hui, Tiora a balayé les jugements et les peurs. Il a pris une décision radicale : celle de rendre à Joh sa dignité et sa beauté. ✨

​Oui, Tiora n'est pas coiffeur pro, mais il a relevé ce défi avec une force et une bienveillance incroyables ! ✂️ Il a fait de Joh un BEAU GOSSE ! 🤩

​🔑 La Leçon du Jour :
​Peu importe nos différences, nos histoires ou nos jugements passés, nous sommes là pour nous soutenir et nous élever les uns les autres.
​"L'humanité est une chaîne, et nous sommes les maillons. Le véritable courage ne consiste pas à agir pour soi, mais à tendre la main au maillon le plus faible."
​BRAVO Tiora ! Tu es un exemple. 🙏
​Partagez si vous croyez au pouvoir de la bienveillance ! 👇

UNICEF Madagascar

24/10/2025

🚨🚨ANTSO FIVORIANA🚨🚨
▶️ Ho antsika Association des Jeunes à Faradofay etoa,MBA ho Tonga hivory Maray,Sabotsy 25 Octobre 2025 Amy 14:00 ao Amy Hefitrano Maison de Jeune Lanirano .
Antony : Fampivondronana antsika Anaty Plateforme Conseil Communal de la Jeunesse ary Handrafitra paikady sy Drafitra fampandrosoana.

Address

Bazarikely
Fort-Dauphin
BP614

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 11:30

Telephone

+261346050692

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Miray Anôsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Miray Anôsy:

Shortcuts

Share