06/05/2026
Leadership starts with emotional intelligence 🎯
Yesterday’s session focused on:
✔ Recognizing emotions
✔ Managing reactions
✔ Leading with empathy
Because strong leaders don’t just act - they respond with intention.
We had the honor of hosting this session yesterday, May 5, 2026, at American Space Fianarantsoa.
It was a great privilege to be invited and to share this experience together.
Special thanks for those who joined us, for this session.
Thank you and See you next time 👏
-----------------------------------------------------------------------
Ny fahaizana mitarika dia manomboka amin'ny fahaizana mitantana ny fihetseham-ponao manokana 🎯
Ny fivoriana omaly dia nifantoka tamin'ny:
✔ Fomba famantarana ny fihetseham-pon'ny tsirairay
✔ Fomba fahaiza-mitantana ny fihetsika amam-pihetseham-po
✔ Fahaiza-mitarika miaraka amin'ny empathie
Satria ny tena mpitarika dia tsy mitarika fotsiny no asany, fa miezaha sady mahay mamantatra ny zavatra tokony holazaina amin'ny fotoana mampety azy.
Voninahitra ho anay ny nitarika ity fivoriana ity omaly, 5 Mey 2026, tao amin'ny American Space Fianarantsoa
Misaotra azy ireo manokana nampiantrano sady nanome sehatra anay hampita ny traikefa ananay.
Toraka voninkazo ho an'ireo tonga nanatrika ny session niaraka taminay.
Mankasitraka ary Mandra-pihaona amin'ny manaraka 👏