Tafiky ny Nofy #TN

Tafiky ny Nofy #TN Nofy ny fiainana hita maso fa...
!! Fanahy no olona

Nisy olona mpanan-karena iray nilaza tamin'i Rado indray andro hoe:"Raha te hahalala hoe hatraiza no mety hahatongavanao...
04/07/2026

Nisy olona mpanan-karena iray nilaza tamin'i Rado indray andro hoe:
"Raha te hahalala hoe hatraiza no mety hahatongavanao, dia aza mijery fotsiny izay anananao. Jereo kosa ireo olona hiarahanao mipetraka sy hiresahana isan'andro."

Tamin'izany i Rado vao nanomboka nihaino tsara ny resaky ny olona manodidina azy.

Nisy vondrona iray, rehefa mihaona, dia resaka olona, tsaho, ady, ary izay tsy nety nataon'ny hafa no mandany ny fotoana.

Fa nisy vondrona hafa indray, rehefa miara-mipetraka, dia miresaka vina, fahaiza-manao, boky novakiana, lesona nianarana tamin'ny tsy fahombiazana, ary ny fomba hanatsarana ny ampitso.

Tsy hoe manan-karena avokoa izy ireo.
Tsy hoe tsy manana olana.
Fa hafa ny fomba fijeriny.

Tsapan'i Rado tamin'izay fa :
Mifindra koa ny fomba fisainana.
Mifindra ny fahazarana.
Mifindra ny finoana fa mbola misy zavatra lehibe azo tratrarina.

Ny olona iarahanao no mampianatra anao izay heverinao fa "ara-dalàna".
✅ Ny fiarahana amin'ny olona manana tanjona dia mampianatra anao hanana tanjona mazava kokoa.
✅ Ny fihainoana olona tia mianatra dia mampahatsiahy fa mbola betsaka ny zavatra tsy fantatrao.
✅ Ny fifampiresahana amin'ny olona miezaka isan'andro no mampitombo ny herim-po hanohy na dia reraka aza.
✅ Rehefa manodidina anao ny olona mino ny hoavy, dia mihena tsikelikely ny tahotrao hanandrana.

Toy ny arina ao anaty fatana izany.
Raha arina iray no esorina ka apetraka irery, dia vetivety dia maty ny hafanany.
Fa rehefa mitoetra miaraka amin'ireo arina mirehitra izy, dia mbola mirehitra hatrany.

Toy izany koa ny olona.
Tsy voatery hanova ny nofinao ianao.
Indraindray, ny olona iarahanao isan'andro ihany no mila ovaina.

"Ny resaka henonao isan'andro no manorina tsikelikely ny fiainana hiainanao rahampitso."

Hanontanio ny tenanao anio:

Rehefa avy nihaona tamin'ireo olona akaiky anao ianao, dia feno fanantenana sy hery ve no mody... sa vao mainka reraka sy very finoana?
.. sary sy soratra nindramina.

🌌 Ny andro Fito (07) n'ny herinandro.Raha ny fahafantaratsika ny filaharan'ny andro dia manomboka Alatsinainy ary mifara...
02/07/2026

🌌 Ny andro Fito (07) n'ny herinandro.

Raha ny fahafantaratsika ny filaharan'ny andro dia manomboka Alatsinainy ary mifarana Zoma. Ireo andro ireo dia samy manana ny Planeta sy anjely miahy azy.

🌙 Lundi — la Lune
🔥 Mardi — Mars
☿ Mercredi — Mercure
⚡ Jeudi — Jupiter
💚 Vendredi — Vénus
🪐 Samedi — Saturne
☀️ Dimanche — le Soleil

Raha ny fampiarana Kosmika dia tsy mitovy ny filaharan'ny andro tena izy sy ny ao anaty "Calendrier". Ny hitoviazany dia dia ny Asabotsy no tsy miova.
Raha ny filaharana tena izy arakin'ny fomba fijery "Gnostique" dia ireto ny filaharan'ny andro.

🌙 Lundi → ☿ Mercredi → 💚 Vendredi → ☀️ Dimanche → 🔥 Mardi → ⚡ Jeudi → 🪐 Samedi.

🌌 Les Planètes et leurs influences selon la tradition ésotérique ✨

Depuis l'Antiquité, les planètes sont considérées comme des centres de forces dont les énergies influencent différents aspects de notre existence. Chacune possède une vibration particulière.

🌙 La Lune
Elle est liée à l'imagination, aux automatismes subconscients, à la reproduction des espèces, aux voyages, aux arts manuels, aux activités pratiques ainsi qu'aux affaires en rapport avec les liquides.

☿ Mercure
Il gouverne l'intellect, la raison, la communication, les sciences, la médecine, les guérisons, les procès judiciaires, les affaires civiles et tout ce qui touche au savoir.

💚 Vénus
Elle représente l'amour, l'affection, la beauté, l'inspiration artistique, la créativité, les arts de la scène (drame, comédie, tragédie), le couple, les fiançailles, la famille et le foyer.

☀️ Le Soleil
Source de vie et de vitalité, il symbolise la santé, la fertilité, l'autorité, les dirigeants, les chefs, les gouvernants et tous ceux qui exercent un pouvoir ou une responsabilité.

🔥 Mars
Planète de la volonté, du courage et de l'action. Elle gouverne la force, le commandement, les armées, les conflits, les luttes, la chirurgie et toutes les situations exigeant détermination et énergie.

⚡ Jupiter
Associé à l'expansion et à la justice, il influence les richesses et les difficultés matérielles, les affaires économiques, les lois, les juges, les autorités religieuses ainsi que les questions liées au droit.

🪐 Saturne
Il représente la vie pratique, le Karma en action, la justice divine, les responsabilités, les racines, les terres, les maisons, les propriétés, les limitations, les prisons, les fins de cycle et les grandes leçons de l'existence.

✨ Dans la sagesse ésotérique, les planètes ne sont pas seulement des corps célestes : elles représentent des intelligences cosmiques dont les influences se manifestent dans notre vie quotidienne. Apprendre à les connaître, c'est mieux comprendre les forces qui agissent sur notre destinée.

Hoan'izay te handalina bebekokoa dia manasa hamaky ny boky
#️⃣Médecine occulte et M. Pratique. Samaël Aun Weor.

Address

Antarandolo
Fianarantsoa
301

Telephone

261346009138

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tafiky ny Nofy #TN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tafiky ny Nofy #TN:

Shortcuts

Share