01/01/2026
Akory aby atsiana mianakaby!
Tsara iny taona lasa iny, ary hitondra fahombiazana hoantsiana amin’ny tolona efa natomboka anie itoy tolona efa natomboka ity🙏🙏🙏
Kelilalina an'i Kelilalina fa tsy an'reo sinoa.