Association Arohasina

Association Arohasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Arohasina, Nonprofit Organization, Fianarantsoa.

📍 Fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny tanora eto Fianarantsoa 🎉📷Seho an-tsary nandritra ny fandraisana anjaran...
12/08/2026

📍 Fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny tanora eto Fianarantsoa 🎉

📷Seho an-tsary nandritra ny fandraisana anjaran'ny tanoran'i Arohasina tamin'ny hetsika lehibe notontosaina anio tamin'ny dia bé sy lanonana niarahana tamin'ireo olo be sy tanora rehetra manerana ny nosy izay tonga niara-nientana amin'ity fankalazana ity.




Rary Aro Madagascar
Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Haute Matsiatra

📌 JPAC FIANARANTSOANisitraka fiofanana momban'ny "signalement d'alerte" ny tanoran'i Arohasina ny faha 17 ny volana jola...
07/08/2026

📌 JPAC FIANARANTSOA

Nisitraka fiofanana momban'ny "signalement d'alerte" ny tanoran'i Arohasina ny faha 17 ny volana jolay lasa teo tamin'ny alalan'ny fiaraha-miasany amin'ny .
Mampitombo ny fahaiza-manao fa indrindra ny zotom-po hoan'ny tanora hatrany izany ka mitarika ho matianina kokoa ao anatin'ny ady amin'ny kolikoly.



25/07/2026

📢 "Ady amin'ny fampahalalam-baovao diso sy ny kabary fankahalàna" 🎙️🛑

📚 Ny Programa momba ny Fampianarana amin'ny Haino aman-jery sy ny Fampahalalam-baovao (EMI), entin'ny Arohasina (Comité de paix Fianarantsoa)🤝 miara-miasa amin'ny , dia mametraka ny hetsika ao amin'ny Faritra Haute Matsiatra 📍.

🌱 Amin'ny alalan'ity ezaka ity, dia mandray anjara amin'ny famoronana sehatra fampahalalam-baovao ara-etika ⚖️ sy tompon'andraikitra kokoa 🤲 isika.

🎬 Mirary fahafinaretana amin'ny fijerena ity horonantsary novokarintsika ity izahay! 🍿✨

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

📢 "Lutte contre la désinformation et les discours de haine" 🎙️🛑

📚 Le Programme d’éducation aux médias et à l’information (EMI), porté par Arohasina (Comité de paix Fianarantsoa)🤝 en partenariat avec , déploie ses actions au sein de la Haute Matsiatra 📍.

🌱 À travers cette initiative, nous contribuons à bâtir un espace médiatique plus éthique ⚖️ et responsable 🤲.

🎬 Nous vous souhaitons un excellent visionnage de notre production vidéo ! 🍿✨

Ilontsera - Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar
Rary Aro Madagascar

23/07/2026

📌 Lancement officiel du Réseau des jeunes comité de paix de Madagascar

👥Rencontre Nationale des Comités de Paix – Retour sur la participation active de FianarantsoaLe Comité de Paix de Fianar...
19/07/2026

👥Rencontre Nationale des Comités de Paix – Retour sur la participation active de Fianarantsoa

Le Comité de Paix de Fianarantsoa était dignement représenté par le Secrétaire et le Vice-Président de l’association Arohasina, à l’occasion de la Rencontre Nationale des Jeunes Comités de Paix, tenue à Antananarivo du 6 au 9 juillet 2026.

🏷️Cette rencontre a été l’occasion de consolider les acquis en matière de consolidation de la paix, en mettant particulièrement l’accent sur les compétences en éducation aux médias et à l'information (EMI), désormais essentielles à la cohésion sociale.

🙌Ces échanges ont abouti à l’élaboration de plans d’action régionaux structurés, intégrant des initiatives innovantes telles que des partages des stratégies, des hackathons. Ainsi, la constitution du réseau des jeunes comité de paix Madagascar.
Forts de cette dynamique, les jeunes s’engagent désormais à déployer ces projets sur l’ensemble de la région.



Rary Aro Madagascar
UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la Paix

👉Ny 09, 10 ary 11 jolay teo dia niatrika atrikasa sy hetsika lehibe nokarakarain'ny   ny Arohasina tamin'ny alalan'ny fa...
17/07/2026

👉Ny 09, 10 ary 11 jolay teo dia niatrika atrikasa sy hetsika lehibe nokarakarain'ny ny Arohasina tamin'ny alalan'ny fanasana.🗞️

🔖Niompana tanteraka tamin'ny raharaham-pifidianana madio, fanehoana tatitra momban'ny tombana tamin'ny fahitsian'ny fampiasam-bola tamin'ny fifidianana 2023-2024 ny atrikasa nandritra ny (02) voalohany. Ny andro fahatelo kosa dia nankalazana ny andro manerantany hoan'ny ady amin'ny kolikoly aty Afrika.

✅Miara-mientana hatrany amin'ireo fiaraha-monim-pirenena miantsehatra ety ifotony ny Arohasina ary maneho fahavononana mandrakariva amin'ny fandalana ny hitsiny mba hanjakan'ny fandriampahalemana maharitra.🕊️



Ny Arohasina rehefa eny an-kianja😊Fintina an-tsary ny lahasam-pikambanana ny 30 jiona, ny 07 ary 08 jolay lasa teo. Foko...
11/07/2026

Ny Arohasina rehefa eny an-kianja😊

Fintina an-tsary ny lahasam-pikambanana ny 30 jiona, ny 07 ary 08 jolay lasa teo. Fokontany (03) no nentanina, Bateravola, Soanierana ary Tsimanarirazana.
Fampahafantarana sy fizarana ny Zo fototra mifandraika amin'ny fahalalahana hiteny, ao anaty fanajana ny fahamendrehan'ny hafa.
Ary ny fisorohana sy fitorohana ireo endrika kolikoly🚫.

Ny tanjona? Hampanjakana ny fandriampahalemana ao anaty firaisan-kina miainga avy eny amin'ny fiaraha-monina ifotony.🤝
____________________________________

Arohasina en action😊

Retour en image durant les activités des 30 juin, 7 et 8 juillet – (03) Fokontany mobilisés, à savoir Bateravola, Soanierana et Tsimanarirazana.
Partage sur les droits humains, notamment la liberté d'expression responsable.
Et la lutte active contre la corruption 🚫.

L'objectif ? Consolider la cohésion sociale et ancrer l'éthique citoyenne au cœur de nos quartiers.🤝




📍 Concertation régionale des OSC – Haute MatsiatraArohasina a eu le privilège de participer activement aux échanges régi...
10/07/2026

📍 Concertation régionale des OSC – Haute Matsiatra

Arohasina a eu le privilège de participer activement aux échanges régionaux des OSC, qui se sont déroulés du 07 au 09 juillet derniers.

Cette rencontre a permis le renforcement des synergies et la consolidation d’une collaboration étroite avec les acteurs locaux. Arohasina y a réaffirmé son engagement et sa pleine disponibilité à accompagner les initiatives structurantes, tant pour le rayonnement de la Haute Matsiatra que pour la prospérité collective de notre pays.
__________________________________

📍 Fikaonan-doham-paritry ny Firaisamonimpirenena _ Matsiatra ambony

Isan'ireo fikambanana voa antso handray anjara tamin'ny fankan-kevitra rezionalin'ny Firaisamonimpirenena teto matsiatra ambony ny Arohasina, ny 07 hatramin'ny 09 jolay teo.

Ity fihaonana ity dia nanamafy ny herijika sy ny fiombonana eo amin'ireo fikambanana samy mpiantsehatra ety ifotony. Ny Arohasina dia manamafy ihany koa ny fahavononany sy fiaraha-miasany eo amin'ireo fiarahamonim-pirenena rehetra mba hitondrana fampandrosoana hoan'ny faritra fa indrindra hoan'ny firenena.

01/07/2026

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Arohasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share