CCJ Ambalavao Tsienimparihy

CCJ Ambalavao Tsienimparihy Tanora ivon'ny fampandrosoana hoan'Ambalavao

Anisan'ny fialambolinay tanoran'Ambalavao ny basket πŸ₯ΊNefa dia izao koa ro mahazo πŸ₯ΊDe ia loatsy re ro nahavanona an'izao ...
24/01/2026

Anisan'ny fialambolinay tanoran'Ambalavao ny basket πŸ₯Ί
Nefa dia izao koa ro mahazo πŸ₯Ί

De ia loatsy re ro nahavanona an'izao eh😭

25/11/2025

π™π˜Όπ™‰π˜Όπ™‘π˜Όπ™Šπ™•π˜Όπ™‰π˜Ό π™Žπ™Šπ™Žπ™„π˜Όπ™‡π™” π™ƒπ™Š π˜Όπ™‰β€™π™‰π™” π™ƒπ™Šπ˜Όπ™‘π™” : π˜Όπ™‰π™π™Žπ™Š π™ƒπ™Š π˜Όπ™‰β€™π™‰π™” π™π˜Όπ™‰π™Šπ™π˜Ό

πŸ“’πŸ“’Soa Fanararaotra ho an’ny Tanora Malagasy miaraka amin’ny Alumni Chapter of Madagascar ny Alakamisy 04 Desambra 2025 ao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ✨

πŸ‘‰ "Fanavaozana ara-tsosialy amin’ny sehatra fanovana rafitra" no lohahevitra hoentin’i ANDRIANANTENAINA Lova Mahanina, Chairperson RLC Alumni Madagascar.

πŸ‘‰ Tongava maro fa sady atrikasa fanombohana io no fiaraha-manangana!

πŸ—“οΈ04/12/25 9-13h
πŸ“ŒQG Tanora Ankorondrano



π™π™π˜Όπ™‰π™Žπ™π™Šπ™π™ˆπ™€π™ π™‡β€™π˜Όπ™‘π™€π™‰π™„π™ : π™π™€π™‰π˜Ώπ™€π™•-π™‘π™Šπ™π™Ž π˜Όπ™‘π™€π˜Ύ π™‡β€™π™„π™‰π™‰π™Šπ™‘π˜Όπ™π™„π™Šπ™‰ π™Žπ™Šπ˜Ύπ™„π˜Όπ™‡π™€

πŸ“’πŸ“’OpportunitΓ© pour la Jeunesse Malagasy avec Alumni Chapter of Madagascar: jeudi 04 DΓ©cembre 2025 au QG Tanora Ankorondrano ✨

πŸ‘‰ Sur le thΓ¨me "Innovation Sociale au service du changement systΓ©mique" avec ANDRIANANTENAINA Lova Mahanina, Chairperson RLC Alumni Madagascar.

πŸ‘‰Rejoignez-nous pour un atelier introductif et co-constructif!

πŸ—“οΈ04/12/25 9h-13h
πŸ“ŒQG Tanora Ankorondrano

🎊
25/11/2025

🎊

🌟🀩 Ianao indray izao no Kintana manaraka!🀩 🌟

πŸ‘‰Na Groupe ianareo na mandeha tokana, asehoy amin’izay ilay Talenta nampiavaka anao iny fa tonga aty Ambalavao indray ny O’Matsiatra Talenta 2025. πŸ˜‰

Efa misokatra ny fisoratana anarana an!
Ianao sisa no andrasana.πŸ€—

πŸ›‘Lieu d'Inscription: Maison des Jeunes Ambalavao, Commune Urbaine Ambalavao, 303 Radio, Espace Informatique Ambalavao.

πŸ“ž +261 34 13 448 31

Akory aby tanoran'Ambalavao! Manana solotena isika hitondra ny feotsika  amin'ity fivoriana izay hatao any Antananarivo ...
18/11/2025

Akory aby tanoran'Ambalavao!

Manana solotena isika hitondra ny feotsika amin'ity fivoriana izay hatao any Antananarivo ity.

koa fotoana izao handraisana ny hetahetatsika rehetra, sosokevitra fanatsarana hoan'ny politika-pirenena ho an'ny tanora.

Alefaso ary ny hevitrao! Afaka atao ao amin'ny "commentaires" na hafatra miafina.

'Ambalavao

18/11/2025

πŸ“’πŸ“’π…πˆπ‹π€π™π€ππ€ πŒπ€πˆπŠπ€ π‡πŽ 𝐀𝐍'𝐍𝐘 π…πˆπŠπ€πŒππ€ππ€ππ€ 𝐍𝐀 π•πŽππƒπ‘πŽππ€ π“π€ππŽπ‘π€.

πŸ‘Anisan'ny laharam-pahamehan'ny fitondram-panjakana mijoro, ankehitriny ny fanomezan-danja ny tanora. ☝️Vaindohan-draharaha an'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena rahateo izany. Miroso ny asa koa miditra amin'ny dingana lehibe isika dia ny fanavaozana ny Politikam-pirenena ho an'ny tanora.

17/11/2025
17/11/2025
03/11/2025

πŸ—³οΈ FIFIDIANANA FILOHAN'NY SECTION BASKETBALL ETO AMBALAVAO

πŸ“’ Ampahafantarina isika rehetra fa ho tanterahina amin'ny Zoma faha- fito 7 ny volana Novambra hoavy izao ny fifidianana ny Filohan'ny Section Basket Ball Ambalavao.Sbba eto Ambalavao ka anasana an'ireo rehetra izay liana sy vonona hilatsaka ho kandida ka ireto avy ireo antotan-taratasy ilaina amin'izany :

1. Taratasy fangatahana filatsahana atao amin’ny anaran’ny Direction RΓ©gionale de la Jeunesse et des Sports Matsiatra Ambony, ka aterina amin’ny DΓ©lΓ©guΓ© des Sports Ambalavao
2.Photocopie CIN voamarina (lΓ©galisΓ©)
2. Bulletin nΒ°3 (tsy mihoatra ny telo volana)

πŸ—“ Daty farany hanaterana ny antontan-taratasy:
Zoma 7 Novambra 2025 amin’ny 12 ora atoandro.

πŸ—³ Daty sy toerana hanaovana ny fifidianana:
Zoma 7 Novambra 2025 amin’ny 6 ora hariva, ao amin’ny Salle de Mariage CUA Ambalavao.

πŸ‘‰ Raha tsy afaka manatrika ny filoha iray amin’ny klioba, dia azo atolotra procuration ny solony.
πŸ‘‰ Ny klioba 5 izay hifidy dia asaina manavao ny β€œCertificat de conformité” mialoha ny fifidianana.

31/10/2025

▢️ Ho fanatrarana ny tanjona andrandrain'ny vahoaka Malagasy ho fanarenana sy ho fanorenana ny firenena, indrindra ho fampiroboroboana ny fanatanjahantena sy ny tanora dia miompana amin'ny sehatrasa fito ny fanambin'ny Minisitra Rasambany Alain DΓ©sirΓ©.

Address

Ambalavao Tsienimparihy
Fianarantsoa
303

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CCJ Ambalavao Tsienimparihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share