MPINOMIFI

MPINOMIFI Mpianatry Nosy-Varika Miray eto Fianarantsoa

๐ŸŸข๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฅร‰๐—˜ - ๐—”๐—ก๐—กร‰๐—˜ ๐—จ๐—ก๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ-๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿณโœ…Vita izay ny Vaccances ry   fa ndao hifantoka @   amin'izay sao dia tara akeo ๐Ÿ˜ด...
25/08/2026

๐ŸŸข๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฅร‰๐—˜ - ๐—”๐—ก๐—กร‰๐—˜ ๐—จ๐—ก๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ-๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿณโœ…

Vita izay ny Vaccances ry fa ndao hifantoka @ amin'izay sao dia tara akeo ๐Ÿ˜ด

๐Ÿ”ฐ Ireo ireo aby ny Sampam-pianarana misy ety amin'ny Universitรฉ de Fianarantsoa, ary efa miaraka aminy ao aby ny tsara ho fantatra amin'ny ankapobeny mba hanampy anao tsy ho sao ho lany fotoana amin'ny fiovaovana filiรจres aty. ๐Ÿคญ
Safidio izay zavatra tianao amin'ireo mifanarakaraka amin'ny Bacc-nao fa aza falin'ny manaraka namana fa sao dia ho lany fotoana aty!

โš ๏ธ Aza bornรฉ amin'ny hoe tsy maintsy izao hono e, izao no tsara e,... fa tsy hadala aby ny olo nanangana an'io sampana io sy ireo nianatra tao na ireo mbola mianatra ao fa izay mifanaraka amin'ny Passion-nao no hataovy rendez-vous samy mahafehy ny raha tiany sy nianarany ! ๐Ÿซฑ๐Ÿฟโ€๐Ÿซฒ๐Ÿพ

๐Ÿ“Tsara ny mampatsiahy fa ilaina foana ny miditra fikambanana na amin'ny fiainanao andavanandro na amin'ny hafaliana na zavatra manahirana tsy ampoizina, na amin'ny fianarana na amin'ny fialamboly sns...
Na ahoana na ahoana sokajy misy anao dia midira fikambanana fa sady fianarana hafa koa ato ary misokatra ho anao ny fikambanana MPINOMIFI na Mpianatry ๐—ก๐—ผ๐˜€๐˜†-๐—ฉ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ Miray eto Fianarantsoa.

CONTACT ๐—ฃ๐—ฟ๐—ฒฬ๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ๐—ป๐˜ :
๐Ÿ“ž ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ ๐Ÿฏ๐Ÿฏ๐Ÿณ ๐Ÿญ๐Ÿฌ Damase Andrianjatovo

Tsara ho fantatra ho anareo   โœ…๐Ÿšจ ๐™‘๐˜ผ๐™†๐™„๐™Š ๐™ƒ๐˜ผ๐™๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰'๐™‰๐™” ๐™๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™‰๐™” โš ๏ธโ˜บ๏ธ Tairo aloha manaova  (e) ao 's aby izay vao afaka BACC re...
20/08/2026

Tsara ho fantatra ho anareo โœ…
๐Ÿšจ ๐™‘๐˜ผ๐™†๐™„๐™Š ๐™ƒ๐˜ผ๐™๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰'๐™‰๐™” ๐™๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™‰๐™” โš ๏ธ

โ˜บ๏ธ Tairo aloha manaova (e) ao 's aby izay vao afaka BACC reo, dia encore Fร‰LICITATIONS ho anareo ๐Ÿฅณ๐Ÿซฑ๐Ÿฟโ€๐Ÿซฒ๐Ÿพ

๐Ÿ“ Afaka miditra mp izay tsy manana zoky iraitampo na namana akaiky afaka tavandraina aty fa mbola namanao koa ny MPINOMIFI , indrindra ho anareo zanaky ny distrikan'i fa omena olona afaka miandraikitra anareo ianareo ๐Ÿ˜Š

โš ๏ธ Tsy voatery midika hoe mangalatra ilay olona nikorananao raha tsy io ambany io ny sarany nikoraniny t@nao fa isika mantsy matetika raha mbola tsy nandalo taty dia tsy mi-comprendre hoe mamay be anie ny frais BUS + hifoha maraina be sy hilahatra hijaridina mandritra ny ora maro eny @ dia izay vao eny @ , ary mety hiverimberina in-2 na in-3 na in-4 eny mihintsy vao mahavita an'izy rehetra.

Fa na izany na tsy izany dia aoka koa isika zoky tsy hanararaotra fa ny zandry no hataontsika fa , ka mba mahafoiza fotoana izay mba malalaka fa kara nisy nagnampy koa anao tamin'izany fotoana รด ๐Ÿ™๐Ÿฟ

Hivoaka eto tsy ho ela koa ny sampampianarana rehetra misy ety amin'ny Universitรฉ de Fianarantsoa sy ny ampahan'asa mifanarakaraka amin'izany, fa hataovy haingana aloha ity fangatahana sy ity fa na inona na inona filiรจre hataonao dia ilainao io!




Serie D,L et OSE, Centre
12/08/2026

Serie D,L et OSE, Centre

Serie A2 centre
12/08/2026

Serie A2 centre

Serie A1 Centre
12/08/2026

Serie A1 Centre

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข ๐˜ผ๐™ค ๐™™๐™–๐™๐™ค๐™ก๐™ค ๐™ซ๐™š โณโณโณHo anareo izay nanala fanadinana BACC 2026, indrindra ianareo zandry avy amin'ny distrikan'i NOSY-VA...
11/08/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข ๐˜ผ๐™ค ๐™™๐™–๐™๐™ค๐™ก๐™ค ๐™ซ๐™š โณโณโณ
Ho anareo izay nanala fanadinana BACC 2026, indrindra ianareo zandry avy amin'ny distrikan'i NOSY-VARIKA , andraso ampitoniana ny fivoahan'ny vokatra Ofisialy raha toa ka efa nomenao olona ny & ary ny . ๐Ÿ™๐Ÿฟ

Afaka halefanao message privรฉ amin'ny Page Facebook koa ny mombamoba anao fa hiezaka hanome vokatra voamarina ho anareo izahay amin'izay fotoana ivoahany eo ka manasa anao hiandry ampitoniana ary mirary soa anao mba ho afaka soa aman-tsara โ˜บ๏ธโœ…

Aza hadino ny manaraka ireto Page ireto:
Universitรฉ de Fianarantsoa Andrainjato
ROFIA 91.4 FM - Radio Fianarantsoa
MPINOMIFI

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข
08/08/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ๐Ÿฅณ  VITA INY NY FETY โœ… ,NDAO HIVORY, HIKORANA NY   NANDRITRA IZANY SADY HANDAMINA NY   KOA โœ๐Ÿฟ๐Ÿ“A...
04/08/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ

๐Ÿฅณ VITA INY NY FETY โœ… ,
NDAO HIVORY, HIKORANA NY NANDRITRA IZANY SADY HANDAMINA NY KOA โœ๐Ÿฟ
๐Ÿ“Amin'io koa no fotoana ikorantsena bebe kokoa ny Offre azontsena nandritra iny hetsika iny! ๐ŸŽ

๐Ÿ—“๏ธ Alahady 09 Aogositra izao
๐Ÿ•‘ ร€ 14h00 (@ roa ora tolakandro)
๐Ÿ“Hamafisina miandalana eo ny toerana!

Computer Store
Fihary Soft SARL
As Requin Foot ball
Christabelle Sรฉrigraphie
ROFIA 91.4 FM - Radio Fianarantsoa
Ateto ndraika -Journal en Image
Universitรฉ de Fianarantsoa Andrainjato

๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” โœ…โœ…โœ…             Hataonay akory ma tsy hisaotra sy hankasitraka anareo aby, tsy ho tan...
02/08/2026

๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” โœ…โœ…โœ…

Hataonay akory ma tsy hisaotra sy hankasitraka anareo aby, tsy ho tanisainay intsony ianareo fa ao amin'ny Commentaires ny lien-n'ny Publication misy ny fitanisana sasantsasany ary mbola mamerina ny fialantsiny amin'izay tsy voatonona tanatin'izay fa maro dia maro toko ianareo no nanohana ity hetsika ity koa dia misaotra rรด๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ

Address

Andrainjato
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MPINOMIFI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share