Association des sages-femmes ato Matsiatra Ambony de Madagascar

Association des sages-femmes ato Matsiatra Ambony de Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association des sages-femmes ato Matsiatra Ambony de Madagascar, Nonprofit Organization, Fianarantsoa.

📣 FAHASALAMANA SY HETSIKA | ARSFHM MATSIATRA AMBONY‎‎Ny fikambanan'ny mpampivelona eto Matsiatra Ambony dia mampahafanta...
26/08/2026

📣 FAHASALAMANA SY HETSIKA | ARSFHM MATSIATRA AMBONY
‎
‎Ny fikambanan'ny mpampivelona eto Matsiatra Ambony dia mampahafantatra fa hanatanteraka ny Fivoriambe Faharoa ny mpikambana ao amin'ny ARSFHM amin'ny 28 Aogositra 2026 ho avy izao, ao amin'ny Espace Mahatazana Ampopoka, Fianarantsoa.
‎
‎ hifampidinihana mandritra izany:
‎
· ‎Fanomanana ny fivoriambem-pirenena (14–17 Oktobra 2026 any Diego/DIANA)
· ‎Ny Drafi-taona (PTA 2027)
· ‎Ireo raharaha maro samihafa
‎
‎Koa Manentana ny mpikambana rehetra hifanome tanana amin'ny fampandrosoana.

Ndao hihaona sy hiala voly miaraka aminay rasazy an. ❀
21/08/2026

Ndao hihaona sy hiala voly miaraka aminay rasazy an. ❀

Akon’ny Fizaham-pahasalamana faobe Maimaimpoana izay natao teto amin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony nandritra ny fankalaz...
03/06/2026

Akon’ny Fizaham-pahasalamana faobe Maimaimpoana izay natao teto amin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pire pirenena hoan’ny Rasazy izay natao teto amin’ny Centre de santĂ© Mitsimbina V Antanifotsy Andrainjato Fianarantsoa . Nahatratra 288 ireo isan’olona nisitraka izany , raha toa ka 187 amin’ireo dia zaza amam-behivavy ary ny 40 kosa dia lehilahy.

🌾Afa-po tanteraka tamin’ny tolotra rehetra nomenay izahay rasazy ka mankasitraka antsika rehetra tonga nifanohana sy nifanotrona taminay izany fotoana manan-danja izany đŸ‘Œâœ…ïžđŸ©·

🌾Mankasitraka feno an-dramatoa talem-paritry ny Haute Matsiatra Drsp ihany koa tamin’ny fanekeny ny hanatanterahana izao hetsika izao ary mbola nanaiky ho reny mpiahy anay rasazy eto Matsiatra Ambony 💞

🌾Tsy ho voatanisanay avokoa ianareo mpiara miasa namaly ny antso nanatanteraka ny asa fa Mankasitraka feno tompoko

🌾Izahay Rasazy eto Matsiatra Ambony dia vonona hatrany na andro na alina hifanohana ho amin’ny fahasalamana lavorary ary indrindra ho fampidinana amin’ny tahan’ny ambany ny fahafatesan’ny reny sy ny zaza 💞

Toy izao ny fintina an-tsary ny hetsika

Association Nationale des Sages-femmes de Madagascar ANSFM La Vita per Te ROFIA 91.4 FM - Radio Fianarantsoa Onsfm De Madagascar My body , Mon Choix , Fahasalamako International Confederation of Midwives UNFPA Madagascar IYAFP Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka Association des sages-femmes ato Matsiatra Ambony de Madagascar

2Úme Jour de la célébration du Journée Internationales Des sages-femmes Haute Matsiatra                                 ...
27/05/2026

2Úme Jour de la célébration du Journée Internationales Des sages-femmes Haute Matsiatra

🌾🌾🌾🌾🌾🌾

đŸ©·Communication scientifique et partage des expĂ©riences sur la diminution de dĂ©cĂšsmaternelle Ă  Madagascar : Guide de Gestion du Travail et l'accouchement ❀
đŸ©·PrĂ©sentation des laboratoires pharmaceutiques partenaires
đŸ©· et des divers sur les codes de dĂ©ontologie des sages-femmes.

26/05/2026

đŸŒžđŸŒžđŸŒžÂ« Un million de sages-femmes de plus Â»đŸŒžđŸŒžđŸŒž

Chers partenaires, collaborateurs et amis de l’Association des Sages-Femmes de Matsiatra Ambony,

🎀 Nous tenons Ă  adresser nos sincĂšres remerciements Ă  toutes les personnes qui ont rĂ©pondu prĂ©sentes et honorĂ© de leur prĂ©sence l’ouverture de notre cĂ©lĂ©bration aujourd’hui. Votre soutien, votre disponibilitĂ© et votre esprit de solidaritĂ© ont largement contribuĂ© Ă  la rĂ©ussite de cette belle journĂ©e.

🎀 Nous avons eu le plaisir de partager ensemble une marche Ă  travers la ville, suivie d’une priĂšre d’ouverture Ă  la chapelle Camille, entourĂ©s de nombreux participants et invitĂ©s. Ce moment de fraternitĂ© s’est poursuivi dans une ambiance conviviale autour d’un partage de boissons et de petites collations.

Nos remerciements particuliers vont Ă©galement Ă  l’Ordre RĂ©gional des Sages-Femmes, qui ne cesse de soutenir et d’accompagner notre association dans ses actions au service de la santĂ© maternelle et communautaire.

❀ Cette cĂ©lĂ©bration se poursuivra encore pendant trois jours :

* Demain Mercredi 27 Mai : une formation destinée aux sages-femmes sur la prévention des décÚs maternels ;
* Le troisiĂšme jour Jeudi 28 Mai : une consultation mĂ©dicale gratuite ouverte Ă  tous au Centre de SantĂ© Mitsimbina V Antanifotsy Andrainjato, centre fondĂ© par l’Association des Sages-Femmes afin de contribuer au bien-ĂȘtre de la communautĂ© et du peuple malagasy.

Nous repartons de cette premiÚre journée pleinement satisfaits, heureux et motivés pour la suite des activités.

Merci Ă  chacun d’entre vous pour votre prĂ©sence, votre soutien et votre confiance.

ENSEMBLE, NOUS VOUS DISONS : MERCI À TOUS ! 🙏

Onsfm De Madagascar Association Nationale des Sages-femmes de Madagascar ANSFM Centre de santé Mitsimbina V Antanifotsy Andrainjato Fianarantsoa IYAFP La Vita per International Confederation of Midwives My body , Mon Choix , Fahasalamako UNFPA Madagascar Haute Matsiatra Drsp

"Un million de sages-femmes de plus"io no theme tsika rasazy manerana an'izao tontolo izao mandritra ny fankalazana ny j...
23/05/2026

"Un million de sages-femmes de plus"io no theme tsika rasazy manerana an'izao tontolo izao mandritra ny fankalazana ny journee internationale des sages-femmes 2026.

Vita soa amantsara ny fankalazana nasionaly tany Fort-Dauphin izay isaorantsika mitafotafo ireo solon-tenan'ny sages-femmes Matsiatra Ambony tonga tany.

Hanatanteraka ny fankalazana ato amin'ny faritra Matsiatra Ambony indray isika ny 26-27-28 mai 2026 ho avy izao eto Fianarantsoa koa manentana sahady ny fiaraha-mientana sy ny fandraisan'anjara mavitrika avy amintsika rasazy rehetra tsy ankanavaka.

Hivory ny birao amin'ny asabotsy 16 mey izao ka ho zaraina amintsika aorinan'io fivoriana io ny programmes detailles rehetra.

Misaotra dia bonne journee daholo.

Ireo tolotra ara-pahasalamana ho sitrahanao amin’izany : 🌾Fizaham-pahasalamana 🌾Fandrindrana fiainam-pianakaviana 🌾Fisaf...
21/05/2026

Ireo tolotra ara-pahasalamana ho sitrahanao amin’izany :

🌾Fizaham-pahasalamana
🌾Fandrindrana fiainam-pianakaviana
🌾Fisafoana
🌾Vaksiny
🌾Fiterahana
🌾Fanarahamaso fitombon’ny zaza
🌾Torohevitra ara-pahasalamana maro
🌾Fanentanana amin’ny ady amin’ny herisetra
🌾Fitiliana homamiadan’ny nono sy vozon’ny tranon-jaza
🌾Fanentanana miendrika kilalao isan-karazany

Tongava maro ary e 💞

Toerana : Centre de santé Mitsimbina V Antanifotsy Andrainjato Fianarantsoa

Mpiara-miasa : IYAFP Madagascar , Perte , Fisa Fianarantsoa , Francelait , UNFPA Madagascar , Ipas Afrique Francophone ,

Trop de femmes meurent encore de causes Ă©vitables pendant la grossesse et l’accouchement. Des soins qualifiĂ©s avant, pen...
16/03/2026

Trop de femmes meurent encore de causes Ă©vitables pendant la grossesse et l’accouchement. Des soins qualifiĂ©s avant, pendant et aprĂšs la naissance peuvent sauver des vies – et les sages-femmes sont les mieux placĂ©es pour les fournir.

Atteindre une couverture universelle des interventions fournies par les sages-femmes d’ici 2035 pourrait Ă©viter 67% de ces dĂ©cĂšs. Mais il manque un million de sages-femmes dans le monde. Nous avons besoin d’une action urgente pour dĂ©velopper, accompagner et soutenir la main-d’Ɠuvre des sage-femme Ă  l’échelle mondiale.

À l’occasion de l’ , signez la pĂ©tition mondiale appelant les dĂ©cideurs politiques Ă   

International Confederation of Midwives UNFPA Madagascar Médecins du Monde France Association Nationale des Sages-femmes de Madagascar ANSFM Onsfm De Madagascar IYAFP Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka My body , Mon Choix , Fahasalamako Haute Matsiatra Drsp

07/03/2026

💝8 Martsa : Mbola tsy vita ny tolona ho amin’ny fitovian-jo raha mbola misy vehivavy voahavakavaka , voageja , tsy manan-jo hifidy , tsy avela hiasa , kely karama nohon’ny lehilahy, tsy mahazo miasa , tsy mandova , tsy afaka maneho hevitra , tsy manan-tsafidy amin’ny fahasalamana ara-pananahany.

Ìâ€™đŸŒžndao hifoha fa fanovĂ na izao , ny vehivavy mahery 🌾

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des sages-femmes ato Matsiatra Ambony de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share