SEMPC Ofisialy Fac sciences Fianarantsoa

SEMPC Ofisialy Fac sciences Fianarantsoa 🤞 Cønfiãnce🤞 Entraĩdę 🤝 Réũssįte💪

03/03/2026

Asabotsy mifakahita eee
Iza dôly no hotonga e
POT DE CONTACT 2026
Ataovy ao amin com's zay efa paré

🔥✨ POT DE CONTACT – SEMPC 2026 ✨🔥Ry mpianatra Physique-Chimie rehetra, tonga indray ilay fotoana hiarahana sy hifankafan...
27/02/2026

🔥✨ POT DE CONTACT – SEMPC 2026 ✨🔥
Ry mpianatra Physique-Chimie rehetra, tonga indray ilay fotoana hiarahana sy hifankafantarana bebe kokoa! 🤝🔬
📅 Sabotsy 07 Martsa 2026
⏰ 10h – 16h (Salle K2)
🔥 19h : Feu de camp ao E-
💰 Fandraisana anjara : 10 000 Ar
🎯 Fotoana iray tsy tokony ho diso anjara:
✔️ Hifankahalalana sy hanamafisana firaisankina
✔️ Hizarana traikefa sy fifaliana
✔️ Hananganana tambajotra matanjaka eo amin’ny mpianatra
✔️ Ary indrindra… hifaly sy hifampizara hafaliana 🔥🎉
Andao hiaraka hanamafy ny Solidarité des Étudiants de la Mention Physique Chimie (SEMPC) 💚⚛️
✨ Aza adino fa ny herintsika dia ao anatin’ny firaisankina!
👉 Tongava maro fa hiaraka hamorona fahatsiarovana tsy ho hadino isika ! 🔥🎊
❤️

📢 ASSEMBLÉE GÉNÉRALE – SEMPCLa Solidarité des Étudiants de la Mention Physique et Chimie (SEMPC) informe tous ses membre...
25/02/2026

📢 ASSEMBLÉE GÉNÉRALE – SEMPC
La Solidarité des Étudiants de la Mention Physique et Chimie (SEMPC) informe tous ses membres qu’une Assemblée Générale se tiendra :
📍 Salle K2 – Faculté des Sciences
📅 Samedi 28 Février 2026
🕑 À 14h00
✅ La présence de tous les membres est obligatoire.
Cette réunion sera une occasion importante pour discuter des points essentiels concernant la vie de la mention, les projets à venir ainsi que les décisions importantes à prendre ensemble.
Nous comptons sur la participation active et responsable de chacun.
🔔 Soyez ponctuels !

❤️

📢 Aza tara isika rehetra aminy fisoratana anarana  fa ity ny opportunités hoantsika ee . 🚨 Formation en Biomasse 🚨
19/02/2026

📢 Aza tara isika rehetra aminy fisoratana anarana fa ity ny opportunités hoantsika ee .
🚨 Formation en Biomasse 🚨

🚨 MANOMBOKA NY FISORATANA ANARANA – FORMATION EN BIOMASSE 🌱🔥
*****************************************************************
Te hahay hamadika fako ho angovo ve ianao?
Te hahazo fahaiza-manao azo ampiharina avy hatrany?

👉 Ity fiofanana ity no natao ho anao!

📍 Hotanterahina ao amin’ny FabLab Solidaire HAY TAO Fianarantsoa
-------------------------------------------------------------------
♻️ Compostage des déchets organiques
⚡ Méthanisation (biogaz)
🌑 Biochar par pyrolyse
🎓 MAIMAIMPOANA tanteraka ny fiofanana
⏳ Faharetany : 3 volana
-------------------------------------------------------------------
📅 Fanombohan'ny Fisoratana anarana: 02 Marsa ➜ 13 Marsa 2026
👥 Ho an’ny 16 taona miakatra
⚠️ VOAFETRA NY TOERANA –Izay tonga aloha ka mahafeno fepetra no raisina
---------------------------------------------------------------------
📝 Fomba fisoratana anarana :
1️⃣ Fenoy ny formulaire (QR code na rohy etsy ambany)
2️⃣ Ataovy anaty enveloppe A4 ny antontan-taratasy
3️⃣ ATERINA MIVANTANA ao amin’ny FabLab HAY TAO – Parc e-atiala, Université Fianarantsoa

👉 Rohy fakana Fisy fisoratana anarana : https://bit.ly/biomasse-Fablabhaytao

🎯 Fiofanana 75% pratique – mianatra, manao, mahazo traikefa tena izy.
🌍 Manampy amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy famokarana angovo maitso.
📢 MANOMBOKA ANIO – aza tara fa feno haingana ny toerana!

Fanazavana Fanampiny: 037 77 397 61

🎊🎈Ampifaliana iany koa no ampafantarana atsika rehetra fa i  Mr JERSON Mishael Charlin izay ao aminy L3 Physique Fondame...
17/02/2026

🎊🎈Ampifaliana iany koa no ampafantarana atsika rehetra fa i Mr JERSON Mishael Charlin izay ao aminy L3 Physique Fondamentale indray no Vice Président SEMPC ka hiarahiasa amin 'i Président tsika mandritra ity fotoam- pitatanana ity 🎈🎊

🎉Nous tenons vous annoncer officiellement que le nouveau président du Solidarité des Étudiants de la Mention Physique Ch...
17/02/2026

🎉Nous tenons vous annoncer officiellement que le nouveau président du Solidarité des Étudiants de la Mention Physique Chimie ( SEMPC) est actuellement Mr RAHAJANDRAIBE Nirina Sylvain , étudiants en master 1 dans la parcours Chimie pour le mandat 2025 - 2027 ..🎊

Etoana izahay rehetra ato amin'ny fianakaviam- be ny physique chimie dia mirary soa anao hahavita mihoatra lavitra nohon'ny teo aloha Mr le Président 🙏🏻
❤️

📢✨  OFFICIEL – SEMPC  2026✨📢Hier, Samedi 31 Janvier 2026 , le SEMPC (Solidarité des Étudiants de la Mention Physique et ...
01/02/2026

📢✨ OFFICIEL – SEMPC 2026✨📢

Hier, Samedi 31 Janvier 2026 , le SEMPC (Solidarité des Étudiants de la Mention Physique et Chimie) a tenu son Assemblée Générale (AG) 📚🧪⚛️

Au cours de cette rencontre :
🔹 Une présentation claire du SEMPC, de ses objectifs et de ses missions a été faite, notamment à l’endroit des novices TCPC et des nouveaux membres 👩‍🎓👨‍🎓
🔹 Un moment d’échange a été partagé avec le Président D'honneur Donnant 🤝
🔹 Il a été annoncé officiellement que son mandat prendra fin cette année 📆

➡️ À cette occasion, le nouveau Président a été présenté officiellement, et prendra la relève pour poursuivre les actions et la vision du SEMPC 🚀

🕊️ Un moment de recueillement a également été observé en mémoire de nos camarades qui ont obtenu la grâce divine.

📌 Par ailleurs, la date du Pot de Contact a été annoncée :
📅 21 février 2026
⚠️ La présence est obligatoire pour tous les membres.

🙏 Merci à tous pour votre présence et votre engagement.
🌟 Nous souhaitons plein succès à la nouvelle équipe dirigeante !

❤️SEMPC – Confiance, Entraide, Réussite ❤️

🎓💫 POT DE SÉPARATION 2025 — Solidarité des Étudiants de la Mention Physique-Chimie (SEMPC) 💫🎓Tontosa tamim-pifaliana sy ...
22/10/2025

🎓💫 POT DE SÉPARATION 2025 — Solidarité des Étudiants de la Mention Physique-Chimie (SEMPC) 💫🎓

Tontosa tamim-pifaliana sy firaisankina ny “Pot de Séparation 2025” nokarakarain’ny Solidarité des Étudiants de la Mention Physique-Chimie (SEMPC) — fotoana manokana natokana ho an’ny fankalazana sy fizarana fahatsiarovana, famaranana am-pirahalahiana ny taom-pianarana 2025. 🌟

🍽️ Ny andro dia nanomboka tamin’ny fiarahana misakafo tao amin’ny R+3, fotoana feno hafaliana, tsiky, hehy ary fifampizarana, naneho ny firaisankina sy ny fitiavana eo amin’ireo mpianatra. Ny tsirairay dia nanampy sy nandray anjara tamim-pitiavana, ka nahatonga izany fotoana izany ho tena feno hafanana sy fihavanana. 💬❤️

🏞️ Taorian’izay, dia nitohy tamin’ny fivoahana sy fialam-boly ivelan’ny trano teny amoron-dranon’'Anosy Izany . Hita teny an-toerana ny fifankatiavana sy ny firaisan-kina amin’ny endriny tsotra sy voajanahary. Sary sy tsiky feno hafaliana no navelan’ny fotoana, ho fahatsiarovana tsy ho adino. 📸🌅

🎶 Nandritra ny fialam-boly, dia nisy resaka, hehy ary fotoana nampialana voly niaraka tamin’ny mozika sy ambiance nahafinaritra. Tao no nifandray bebe kokoa ny rehetra, nanamafy ny maha-fianakaviana ny SEMPC. 🤝💚

💃🎤 Nofaranana tamin’ny dihy sy karaoke nahafinaritra ny andro — fotoana feno hafaliana sy fientanentanana, nanamafy fa na samy handeha amin’ny lalany aza ny tsirairay, dia mitoetra hatrany ny fitiavana, firaisankina ary fihavanana ao anatin’ny taranja Physique-Chimie. 🥰🔥

🙏 Misaotra manokana ireo rehetra tonga, nandray anjara, ary nanampy tamin’ny fanatanterahana ity hetsika ity.
Tsy fety fotsiny ny Pot de Séparation 2025, fa porofon’ny fiarahana sy fitiavana mitambatra izay manamafy fa fianakaviana iray isika ao amin’ny SEMPC. 💙

🎉

🎉 POT DE SÉPARATION 2025 – Mention Physique Chimie 🎉Chers amis et camarades,Nous avons le plaisir de vous annoncer offic...
15/10/2025

🎉 POT DE SÉPARATION 2025 – Mention Physique Chimie 🎉

Chers amis et camarades,
Nous avons le plaisir de vous annoncer officiellement notre pot de séparation 2025 organisé par la Solidarité des Étudiants de la Mention Physique Chimie (SEMPC) 🎓💫

🗓 Date : Mardi 21 octobre 2025 à 9h
📍 Lieu : À travers de Fianarantsoa
🎟 PAF : 5 000 Ar

🟩 Activités au programme :
⚽ Football • 🎤 Karaoké • 💃 Musique & danse • 🎸 Guitare • 📸 Photos & vidéos • 🎯 Devinettes, Action ou Vérité, Défis TikTok/Reels et bien d’autres surprises !

✨ Plan d’action pour l’année prochaine sera aussi présenté !

💬 Venez nombreux pour partager un moment inoubliable de joie, de musique et de souvenirs !

⚠️ Ialana tsiny amin’ny fihemorana kely amin’ny daty, satria mbola nisy tamin’ny namantsika nanao examen ka nofantenana ny fotoana hahafahan’ny rehetra manatrika 😇.




Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SEMPC Ofisialy Fac sciences Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share