31/07/2026
Lahaly sarabe lahalé 🥰🙏
Aza adino koa zalahi fotoagna antsena besimisaraka na izay mba te hafantatra ny foko besimisaraka niany amin atoandro🥰
@ 12 ora,
Salle H 06 EGSS,
Tsy misy vidimpidirana 🙏
Hon'izay tsy mahita ilay salle antsoy ity numéro ity 👉0342809088
Avake miaro ara 😘