Mpanazava Fivondronana Soanierana

Mpanazava Fivondronana Soanierana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpanazava Fivondronana Soanierana, Youth Organization, FLM Tobim-pifaliana soanierana, Fianarantsoa.

« Isika tsy maintsy manao ny asan'Izay naniraka Ahy. » Jaona 9: 4a.Izany no Teny Faneva ny sampana FS FLM Soanierana ▫️A...
18/03/2026

« Isika tsy maintsy manao ny asan'Izay naniraka Ahy. » Jaona 9: 4a.
Izany no Teny Faneva ny sampana FS FLM Soanierana
▫️Amin'ny Alahady 22 martsa izao
🕘 amin'ny 09:00 fotom-pivavaha
⛪ ao amin'ny FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana
👥 Fanekena maha-Mpiandraikitra
🔥 HASIHA Mandinika 🔵🔴
🙏 Ho voninahitr'Andriamanitra, ho reharehany amin'ny asany

LASY MIRAY 🏕️🙏🤍Isaorana an'Andriamanitra fa tontosa soamatsara ny lasy Miray izay natao tany amin'ny SB Amboaloboka🙏🤍❤️💚...
23/02/2026

LASY MIRAY 🏕️
🙏🤍Isaorana an'Andriamanitra fa tontosa soamatsara ny lasy Miray izay natao tany amin'ny SB Amboaloboka
🙏🤍❤️💚Isaorana ihany koa ny foibem-pikambana Mpanazava
🙏🩶💜Ny Filoham-paritany Matsiatra Ambony sy ireo mpiray dia aminy
🙏🩵❤️Ny Komitim-pivondronana
🙏🤍Ianareo ray aman-dreny ny beazina eto amin'ny Fivondronana Soanierana
🙏💛💚❤️Tsy adinoina koa ianareo beazina nanatanteraka ilay lasy
🙏💛💚❤️Ny mpiandraikitra rehetra

Andriamanitra anie hanafy hery anareo rehetra hahavita ny andraikitra izay nampetrany amintsika ⚜️

Hey!!!! 🥰Ela ela izy izay an!!! 🥰Ndao indray ary ry Mpanazava ny soanierana hilasy 🏕️ isikaNy 20 febroary ka hatramin'ny...
17/02/2026

Hey!!!! 🥰
Ela ela izy izay an!!! 🥰
Ndao indray ary ry Mpanazava ny soanierana hilasy 🏕️ isika
Ny 20 febroary ka hatramin'ny 22 fébroary 2026 izay ato any amin'ny SB Amboaloboka ⛺
Fsflm Soanierana Matsiatra Ambony

🎊Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra min...
25/12/2025

🎊Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. 🎊

🎀— Jaona 3 : 16🎀

# Fivondronana faha-21 FLM Soanierana 🩵❤️

......dia hiditra ao aminy Aho ary hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.Apokalipisy 3 : d🔵🔴Ny Fivondronana eto Soanierana...
08/12/2025

......dia hiditra ao aminy Aho ary hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.
Apokalipisy 3 : d

🔵🔴Ny Fivondronana eto Soanierana dia manao opération sandwich 🥪 ny 20 décembre 2025
🚚 Afaka manao livraison
😍Amin'ny vidiny 5 000 ar monja
💒 Ary afaka alaina ihany koa ao amin'ny FLM Soanierana
🤗Koa mandraisa anjara ry se
Fivondronana faha-21 FLM Soanierana

Fintina an-tsary ny 15 novembre 2025Mafinaritra 👏Manga mena 💙❤️Fivondronana faha-21 FLM Soanierana
17/11/2025

Fintina an-tsary ny 15 novembre 2025
Mafinaritra 👏
Manga mena 💙❤️
Fivondronana faha-21 FLM Soanierana

Vive le manga mena 🩵❤️Mii Nêtte 💚Nomenjanahary Mbolatiana 💚Ellysåh Nayelis 💚No Mena ❤️Fifaliana Nelinasoa 🧡👋 Coucou les ...
18/10/2025

Vive le manga mena 🩵❤️
Mii Nêtte 💚
Nomenjanahary Mbolatiana 💚
Ellysåh Nayelis 💚
No Mena ❤️
Fifaliana Nelinasoa 🧡
👋 Coucou les filles 👭
Mamy kely nareo 😍

🙏 Antso tolo-tanana, Fangatahana fanampiana avy amintsika rehetra... ➡️ Cheftaine Aina, Mpiandraikitra Voronkely, eto am...
15/09/2025

🙏 Antso tolo-tanana, Fangatahana fanampiana avy amintsika rehetra...
➡️ Cheftaine Aina, Mpiandraikitra Voronkely, eto amin'ny fivondronana Soanierana !! Mandalo tsy fahasalamana ny reniny !! Araka ny andinindininy ao amin'ny sary!!

💝 Raha sitrak'isika dia mangataka ny fahatsoram-pontsika hanampy azy amin'izay fointsika, alefa amin'ny Filohan'ny Sampana: 034 87 787 12 (Ravelojaona Ramaharinelina)

✨ Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, Ary hitory ny rariny amin'ny jentilisa Izy ✨Matio 12 : 18bHo voninahitr'Andriamanitra ...
25/08/2025

✨ Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, Ary hitory ny rariny amin'ny jentilisa Izy ✨
Matio 12 : 18b

Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany 😇

Vita soa ny lasy AM-PITIA 🎪  🕊️ sy ny tsy ambara telony 60 taona  Matsiatra Ambony🙏Mankasitra anareo izahay Mpanazava et...
08/07/2025

Vita soa ny lasy AM-PITIA 🎪
🕊️ sy ny tsy ambara telony 60 taona
Matsiatra Ambony

🙏Mankasitra anareo izahay Mpanazava eto amin'ny Fivondronana Soanierana🩵❤️
◽Isaorana voalohany indrindra Andriamanitra nanome hery sy fahasalamana nahatotosana ilay lasy
◽Ianareo Komitim-pivondronana nandefa ny mpanazava hilasy
◽Ireo ray aman-dreny tsirairay avy nanakina ny zanany amin'ny mpiandraikitra
Ireo mpiandraikitra sy ianareo beazina rehetra
◽Tsy hadino ireo foibe Mpanazava sy ny Filoha miaraka ao aminy


'ny ankizy vavy sy ny tontolo

🇲🇬 Omany ary ny fandaharam-potoantsika ny 24 sy 25 Jona izao eo amin'ny FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana ...
22/06/2025

🇲🇬 Omany ary ny fandaharam-potoantsika ny 24 sy 25 Jona izao eo amin'ny FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana
✨Manomboka @5 ora hariva.
🎈🎆Lalao, hirahira, sakafo isankarazany no miandry antsika.
📢Tongava maro ary ooo

Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao. Nomery 6:24Joyeux anniversaire filohan'ny FMT2S-nay🥳🥰. Mirary soa an'ise  aman'a...
21/05/2025

Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao. Nomery 6:24

Joyeux anniversaire filohan'ny FMT2S-nay🥳🥰.
Mirary soa an'ise aman'andriakitra sahanina.
Ho salama sy ho ambinina rehetra atao.
Nos meilleurs vœux o

Address

FLM Tobim-pifaliana Soanierana
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava Fivondronana Soanierana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share