Émergence Fianarantsoa

Émergence Fianarantsoa Fikambanana mikendry ny fisandratana ara-tsosialy, ara-kolontsaina sy ara-toekarena eto Madagasikara

Ny tanora no antoky ny fampandrosoana 🥰
07/10/2022

Ny tanora no antoky ny fampandrosoana 🥰

Tongasoa eto amin'ny Émergence Fianarantsoa 🤙Ny Émergence de Madagascar dia fikambanana mikendry ny fisandratana ara-tso...
07/10/2022

Tongasoa eto amin'ny Émergence Fianarantsoa 🤙

Ny Émergence de Madagascar dia fikambanana mikendry ny fisandratana ara-tsosialy, ara-kolontsaina, ara-toekarena ho fampandrosoana an'i Madagasikara eto amin'ny faritr'i Fianarantsoa 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Tanjontsika eto Fianarantsoa ny hampandroso ny faritra misy antsika ka ho fampiroboroboana ny fampananan'asa sy ho fanatsarana ny fari-piainan'ny tanora eto amin'ny faritra dia mikarakara fampiofanana arahina fanohanana ara-bola ho an'ireo tanora mendrika indrindra nahavita fiofanana teto amin'ny fikambanana ny Émergence de Madagascar.

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia mandefasa hafatra miafina 😉

Address

Immeuble Bleu Ciel Face Soratel/Ampasambazaha Au 4ème étage
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Émergence Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share