13/07/2023
๐๐Aza lanina tsy misy dikany ny fotoananao fa andao isika hianatra...๐๐
๐Tsy mila mandany vola be vao hahay
๐Koa hararaoty ary ry Ray aman-dReny fa izao no fotoana mety ho an'ny zanatsika..๐
Mpampianatra tsotra sady mahay mandray ankizy no hampianatra ny zanatsika!