Moniteur Pédagogique ISTE

Moniteur Pédagogique ISTE FIANARANA ALOHA!

CERCLE D'ÉTUDES –Tourisme Management L1Notanterahina ny asabotsy lasa teo, ho fanampiana ny mpianatra amin’ny fanomanana...
22/03/2026

CERCLE D'ÉTUDES –Tourisme Management L1

Notanterahina ny asabotsy lasa teo, ho fanampiana ny mpianatra amin’ny fanomanana ny examen.

Mankasitraka ny équipe Moniteur Pédagogique ISTE amin’ny fizarana fahalalana sy fanohanana ny mpianatra.

Mirary soa sy fahombiazana ho an’ny mpianatra rehetra amin’ny examen, manomboka ny alatsinainy ho avy izao.


-ISTE

Cercle d'études L1 Agro anio 21 mars 2026, enjikenjika be ny anareo androany izay fa atao ahoana fa zay lay tena mianatr...
21/03/2026

Cercle d'études L1 Agro anio 21 mars 2026, enjikenjika be ny anareo androany izay fa atao ahoana fa zay lay tena mianatra!🥰

Misaotra ny équipe hatrany manatotosa izany fampianarana (fanampiana) izany🙏🏿

Mirarisoa ireo mpianatra rehetra hiatrina examens amin'io herinandro ambony io, mba hahazo vokatra tsara; mila fikirizana anefa izany!!💌❤️

CERCLE D'ÉTUDESAnisan’ny nisongadina nandritra ny cercle d’études androany ny fizarana fahaizana natao ho any  Tourism-M...
20/03/2026

CERCLE D'ÉTUDES

Anisan’ny nisongadina nandritra ny cercle d’études androany ny fizarana fahaizana natao ho any Tourism-Management sy Environnement ISTE.

Fisaorana lehibe no atolotra ny ekipa Moniteur Pédagogique ISTE tamin’ny fizarana fahaizana ho an’ireo zandry mpianatra première année ISTE.

Mbola hitohy hatrany ny fizarana fahaizana sy fahalalana ho an’ny mpianatra ISTE rehetra, ho fanomanana sy fampandrosoana ny tsirairay.

Address

Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moniteur Pédagogique ISTE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share