19/09/2022
Efa azo atao ny Manao commande Masomboly ato amin'ny CRAM fa efa voamarina ara-panjakana Izany koa dia tongava aloa sao Tara .Fa ny vokatra ro soa dia ny masomboly azo antoka.
Toerana :
LAPAN'NY TANTSAHA ANJOMA Fianarantsoa
Prix eo Antoerana:
Riz Irrigue: 3000Ar /kg
Riz Pluvial:4000Ar/kg