Association des étudiants:Bamafi Fianarantsoa ofisialy

Association des étudiants:Bamafi Fianarantsoa ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association des étudiants:Bamafi Fianarantsoa ofisialy, Nonprofit Organization, Andrainjato, Prefa N12, Fianarantsoa.

Allô allô 🎤🎤vahoaka Andrainjato sy manodidina😁😍,tongava mijery demi-finale n'y tournoi 20 ème anniversaire BAMAFI (Bakoz...
06/08/2026

Allô allô 🎤🎤vahoaka Andrainjato sy manodidina😁😍,tongava mijery demi-finale n'y tournoi 20 ème anniversaire BAMAFI (Bakozetra Mpianatra Alaotra eto FIanarantsoa)izay hihaonany an'ireto ekipa ireto:
AENA vs BOENY (13h)⚽
Sud-Est vs AMBATOSOA (15h)⚽

tongava maro sao tara a😁,aleo mahita toy izay tantaraina a.Sady afak'andro no mialavoly e🎉😁

NB:aza adino iany koa fa mivarotra billet 20 ème anniversaire izay BAMAFI fotoana io 5000ar n'y lehilahy dia 4000ar n'y vehivavy,mandraisa anjara fa @15 Août n'y fotoana e,resak animation DJ sy concours du chant 🎤🎤le Raha tongava maro e,sad misotana anarana hoantsika izay mahay mihira e😁😍

🔥🎤FAMPATSIAHIVANA🔥🎤🎊😚Mamerina ny fanentanana ho an'ireo candidats izay mbola maniry ny handray anjara  du chant izay ho ...
06/08/2026

🔥🎤FAMPATSIAHIVANA🔥🎤

🎊😚Mamerina ny fanentanana ho an'ireo candidats izay mbola maniry ny handray anjara du chant izay ho tanterahina ny 15 Août ho avy izao ao 'ny serasera☺️

⏰ RAHAMPITSO 7 Août no faran'ny fisoratana anarana ho an'ny mpandray anjara rehetra 😍

⚠️ Koa AZA TARA ary fa misoratra anarana dieny izao❤️
📩 Fisoratana anarana & fanazavana fanampiny :
👉 Mandefasa MP amin’i Mr Fanirintsoa Hajason

💐🎉Marihina hatrany fa misy ny loka natao ho an'izay mpandresy ☺️

TONGAVA MARO GÔNA A!!🎉

🏀🔥 RÉSULTAT DU 5 Août 🔥🏀1er match🏀 BAMAFI 🆚 MAMI👉 BAMAFI : 73 👉 MAMI : 86 2ème match 🏀 ANALANJIROFO🆚VAKINANKARATRA👉 ANAL...
05/08/2026

🏀🔥 RÉSULTAT DU 5 Août 🔥🏀

1er match
🏀 BAMAFI 🆚 MAMI
👉 BAMAFI : 73
👉 MAMI : 86

2ème match
🏀 ANALANJIROFO🆚VAKINANKARATRA
👉 ANALANJIROFO : 50
👉 VAKINANKARATRA :55

Manakory daoly,eto dia faly miarahaba an'i doyen Tovohery Elia promotion BANDRO tato  BAMAFI izay navita n'y soutenance ...
04/08/2026

Manakory daoly,eto dia faly miarahaba an'i doyen Tovohery Elia promotion BANDRO tato BAMAFI izay navita n'y soutenance M2, izay nanaraka filière Mathématique tao Fianarantsoa 🎉😍. Miarahaba anao dia mirarisoa anao hatrany izahay ato mb ho tongasoa ho reharehan'ny fikambanana sy RAD Ary n'y tany niavina🙏

Bakozetra Miray 💓

🔥 TOURNOI DE BASKET — 20ᵉ ANNIVERSAIRE 🔥🏀Voici le programme concernant le match du demain📅 MERCREDI 5 AOÛT⏰ À partir de ...
04/08/2026

🔥 TOURNOI DE BASKET — 20ᵉ ANNIVERSAIRE 🔥🏀

Voici le programme concernant le match du demain
📅 MERCREDI 5 AOÛT
⏰ À partir de 14h00
📍 Terrain DEGSS

🏀 1er MATCH
🔥 BAMAFI 🆚 MAMI

🏀 2ème MATCH
🔥 ANALANJIROFO 🆚 VAKINAKARATRA
Venez nombreux soutenir vos équipes, mettre de l’ambiance et partager ensemble ce moment sportif ! 📣🏀❤️

MVP d'aujourd'hui 🎉🎂⚽
03/08/2026

MVP d'aujourd'hui 🎉🎂⚽

Résultats d'aujourd'hui de la tournoi 20 ème anniversaire BAMAFI 🎉⚽👊
03/08/2026

Résultats d'aujourd'hui de la tournoi 20 ème anniversaire BAMAFI 🎉⚽👊

✨❤️Ho fanamarihana ny faha-20 taonan'i BAMAFI, izahay dia mikarakara iany koa CONCOURS DE CHANT 🎤🏆izay natao ho an’ireo ...
03/08/2026

✨❤️Ho fanamarihana ny faha-20 taonan'i BAMAFI, izahay dia mikarakara iany koa CONCOURS DE CHANT 🎤🏆izay natao ho an’ireo rehetra tia mihira sy te hizara ny talentany !

🌍 Na avy aiza na avy aiza ianao dia afaka mandray anjara!☺️
Na avy amin’ny faritra inona na inona, raha tia mihira ary te hanandrana dia misorata anarana! 🎶🔥

👉 Manasa anareo rehetra izay handray anjara mba isoratra anarana dieny izao ary andramo ny vintanao!

📩 Ho an’ny ireo candidat rehetra te hisoratra anarana na mila fanazavana momba izany dia afaka miantso ny
📞Laharana: 0381559633 na manantona mivantana iany koa an'i Mr Fanirintsoa Hajason ✨

👉Ny zoma faha 07 Aogositra 2026 zao ny fara_fisoratana anarana ho an'ireo candidats rehetra😚

🤩Hisy ny loka goavana natao ho an'izay mpandresy💐✨

✨Koa inona indray no andrasanao?
Aza avela hafenina fotsiny ny talentanao! 👀
🏆 Anjaranao izao ny mampiseho izay tena vitan’ny feonao! 🎤🔥

Tongava maro hanohana ireo candidat_tsika tsirairay! 🔥🎤

❤️🤩Partenaire officiel
Portraits Studio ✨
Rhum Ombilahy Masiaka Distributeur Fianarantsoa 🎉
Soupe délice andrainjato 🤩
Coiffeur 301 ❤️

🏀🔥 RÉSULTAT DU TOURNOI BASKET 🔥🏀🏀 MAMI 🆚 ANALANJIROFO👉 MAMI : 81 points 👉ANALANJIROFO : 75 points
02/08/2026

🏀🔥 RÉSULTAT DU TOURNOI BASKET 🔥🏀

🏀 MAMI 🆚 ANALANJIROFO
👉 MAMI : 81 points
👉ANALANJIROFO : 75 points

Manakory daoly,aza adino fa ampitso n'y programme ny 1/4 de final ny tournoi 20 ème anniversaire BAMAFI ⚽ 🎉.eo  Andrainj...
02/08/2026

Manakory daoly,aza adino fa ampitso n'y programme ny 1/4 de final ny tournoi 20 ème anniversaire BAMAFI ⚽ 🎉.eo Andrainjato n'y fotoana gaôna a.
Toy izao indray ny Lalao manaraka:
✨Lundi 3 Août ny anantontosana ny 1/4 DE FINALE⚽
⭐MATINÉE
👉⚽7h30' ANALANJIROFO Vs AMBATOSOA
👉⚽9h30' SUD-EST Vs MELAKY
⭐APRÈS MIDI
👉⚽13h30' BOENY Vs AMORON'I MANIA
👉⚽15h10 VAKINANKARATRA Vs AENA
Mahakasika ny placé-ny supporteur
👉PLACE A: AMBATOSOA, MELAKY, AMORON'I MANIA et AENA.
👉PLACE B: ANALANJIROFO , SUD-EST,BOENY et VAKINANKARATRA.
Mba samia aby aby magnaraka ny fandaminana avao,.
Bon match à tous 👊 🙋

NB:Zay tara 15min Tonga de resy avy hatrany
Samia mitondra baolina iany koa⚽

Address

Andrainjato, Prefa N12
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des étudiants:Bamafi Fianarantsoa ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share