Tily FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

Tily FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tily FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo, Nonprofit Organization, Fenoarivo, Fenoarivo.

Tily FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo, ROIMEMY MAHARITRA 210 eme
Fanabeazana tanora zazalahy araka ny fomba fanabeazana skoto efa nanorenan’i Baden Powell azy, mba ho Vavolombelon'i Jesoa Kristy, ho Olom-pirenena vanona ary ho Andrin'ny fianakaviana ⚜️

Soli deo GloriaIvon-Jobily faha-25 taona SAMPATI FJKM Antso Mahatoky FenoarivoMankasitraka ny rehetra , Mpitandrina miva...
31/05/2026

Soli deo Gloria

Ivon-Jobily faha-25 taona SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

Mankasitraka ny rehetra , Mpitandrina mivady, Komity 25, kp, mp, Beazina , RAD, n'y Sampana sy fikambanana eto anivon'ny fitandremana♥️

Misaotra an'ise izahay♥️

✨SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo  mankalaza ny Jobily faha-25 taonany💛💚Efa nandalo tato Amin'ny Sampana vé ise? Na...
28/05/2026

✨SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo mankalaza ny Jobily faha-25 taonany💛💚

Efa nandalo tato Amin'ny Sampana vé ise? Namana sy tapaka, mpiara- Manompo...🫶
Faly manasa an'ise izahay hiaraka hidera sy hankalaza an'Andriamanitra noho izao Ivon-Jobily 25 taona izao,

📆31 mai 2026
⏰09h00
📍FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

Soli deo Gloria 💖Tontosa soamatsara ny sakafon-jobily tamin'ny alahady 30 novambra 2025, hetsika nitarihan'ny komity 25 ...
02/12/2025

Soli deo Gloria 💖

Tontosa soamatsara ny sakafon-jobily tamin'ny alahady 30 novambra 2025, hetsika nitarihan'ny komity 25 ème.

Mankasitraka antsika rehetra Tonga nanontrona, namaly ny antso natao, manohana hatrany, ary niara nifaly 🥰

Misaotra an'ireo nikarakara rehetra♥️

Misaotra misaotra misaotra an'ise izahay, fa mamy sy sitraka, telina koa ny nataon'ise taminay🫰♥️

Misaotra an'ny Tompo fa tontosa soamatsara ny Koramentsona 2.0 izay ✨Misaotra an'ireo mpandray anjara rehetra tamin'ity ...
30/11/2025

Misaotra an'ny Tompo fa tontosa soamatsara ny Koramentsona 2.0 izay ✨

Misaotra an'ireo mpandray anjara rehetra tamin'ity andiany faha2 ity🏆💖

Mankasitraka ireo rehetra Tonga nandray anjara, misaotra ny ray aman-dreny, ny mpikambana rehetra ato Amin'ny Sampana Mpanazava sy Tily Antso Mahatoky Fenoarivo , ireo tapaka sy namana rehetra nanohana💖💖

Mankasitraka bé Dia bé

Ho an'Andriamanitra irery ny vononahitra

J-4 Koramentsona 2.0*** TOURNOI ÉCHECS***Mbola misy tournoi d'échec koa amin'ity Koramentsona 2.0 ty ann...Soraty Ary ny...
25/11/2025

J-4 Koramentsona 2.0

*** TOURNOI ÉCHECS***

Mbola misy tournoi d'échec koa amin'ity Koramentsona 2.0 ty ann...

Soraty Ary ny anarana ao Amin'ny mp♥️♥️💃

Participation 5.000ar par personne

Date 29 novembre 2025, Sekoly Fjkm Fenoarivo

J-4 Koramentsona 2.0*** TIK TOK CHALLENGE ***Mbola ahitatsika Tik Tok challenge koa Amin'ity Koramentsona 2.0 ty ann...S...
25/11/2025

J-4 Koramentsona 2.0

*** TIK TOK CHALLENGE ***

Mbola ahitatsika Tik Tok challenge koa Amin'ity Koramentsona 2.0 ty ann...

Soraty Ary ny anarana ao Amin'ny mp♥️♥️💃

Participation 5.000ar par personne

Date 29 novembre 2025, Sekoly Fjkm Fenoarivo

Eeeooohhh📢📢Ahitana pétanque ihany koa Amin'ity Koramentsona 2.0 ity an...Ndao ilalao ehh♥️🏆Tsy mifidy taona👉 Participati...
13/11/2025

Eeeooohhh📢📢

Ahitana pétanque ihany koa Amin'ity Koramentsona 2.0 ity an...
Ndao ilalao ehh♥️🏆
Tsy mifidy taona
👉 Participation : 20.000ar par équipe
Tongava Ary mp misoratra anarana eehh

📢📢 Koramentsona 2.0📢📢👉 Basket 3*3 🏀Iza avy ireo tia milalao basket rehetra ato? Tongava mp misoratra anarana aryy fa Hil...
12/11/2025

📢📢 Koramentsona 2.0📢📢
👉 Basket 3*3 🏀
Iza avy ireo tia milalao basket rehetra ato?
Tongava mp misoratra anarana aryy fa Hilalao isika⛹️
📍participation 15.000ar par équipe
📍Toerana sekoly Fjkm Fenoarivo
📍29 novembre 2025

Oh hilalao sa tsy hilalao?! ... 📢📢📢📢Tonga indray Ary ny fotoana eh...🎉🎉Koramentsona 2.0 ny 29 novembre 2025- kilalao mar...
10/11/2025

Oh hilalao sa tsy hilalao?! ... 📢📢

📢📢Tonga indray Ary ny fotoana eh...🎉🎉
Koramentsona 2.0 ny 29 novembre 2025
- kilalao maro samihafa♥️
- Concours:
👉 basket 3*3
👉 Pétanque
👉 Échec
👉 Course
👉 Tik Tokony Challenge
sns
midirà Mp raha Mila fanazavana fanampiny, na isoratra anarana😎
Ndao ilalao ehh ⛹️🏃💃

08/10/2025

Ity aloha misy hafatra avy amin'ny Menafify 😅😎😎

Address

Fenoarivo
Fenoarivo

Telephone

+261349451607

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tily FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo:

Share