Ank'Izy Team Fenerive-Est

Ank'Izy Team Fenerive-Est Page réserve aux volantariats qui peuvent apporter des soutiens aux élèves en classe primaire de l'EPP publique

Hetsika faha-2 izay nataony ekipa Ank'Izy Fénérive-Est,niniany 17 Novembre 2021,tatô  AMPASIPOTSY MANARAPENITRA.- Izay n...
17/11/2021

Hetsika faha-2 izay nataony ekipa Ank'Izy Fénérive-Est,niniany 17 Novembre 2021,tatô AMPASIPOTSY MANARAPENITRA.
- Izay nifampizaragna ny fahalalagna mahakasika ny taranja Français
- Teo koa ny fampianaragna voalohany ireo ankizy ny teny anglisy.

'_izy_Fénérive_Est
'_ny_ho_avy_izy

Jean Daunat
Jean Chris
Carina Prudente
Zo Harold
Ranoelimanana Dimby 💪💪👏👏😊

Ho antsika agny  voalaza ambany reo.magnasa ny mba ho tonga handrafitra ny Ank'izy 💪💪👍
15/11/2021

Ho antsika agny voalaza ambany reo.magnasa ny mba ho tonga handrafitra ny Ank'izy 💪💪👍

Mercredi 10 Novembre 2021Tato  MANARAPENITRA AMPASIPOTSY no nagnatanteraka hetsika voalohany ny ekipan'ny Ank'Izy Fénéri...
10/11/2021

Mercredi 10 Novembre 2021

Tato MANARAPENITRA AMPASIPOTSY no nagnatanteraka hetsika voalohany ny ekipan'ny Ank'Izy Fénérive-Est.
Ka nizara fampianaragna momba ny :
- Fahalalam-pomba fototra eo anivon'ny fiarahamonina "éthique et civisme"
- Fampivoaragna ny maha olona "développement personnel"

Mankasitraka ny ankizy tonga,mankasitraka ny ekipa

Alefa
-est

Jean Chris Herilafatra Rakotovahiny Jean Daunat Carina Prudente Ranoelimanana Dimby

Niniany 23 Octobre 2021 no nagnatanteraka fivoriana farany ny Ank'izy Team Fenerive-Est,alohany hirosoana  izay atao man...
23/10/2021

Niniany 23 Octobre 2021 no nagnatanteraka fivoriana farany ny Ank'izy Team Fenerive-Est,alohany hirosoana izay atao manomboka sabotsy 30 Octobre ho avy izao. Ny votoatoan-dresaka:
- Famolavolana ny tetiandrom-piasana na " planning d'activité"
- Fisafidiana ny mpitambola "trésorier" sy mpiandraikitra ny serasera "responsable de la communication".
Alefa Ekipa Fenerive-est
Alefa Ank'Izy 😊💪💪👏
Ranoelimanana Dimby, Carina Prudente, Herilafatra Rakotovahiny, Jean Daunat, Jean Chris, Henri Meiji

Nagnatanteraka entretien ny ekipan'Ank'izy Fenerive-est niniany.OJ: Momba ny fampahafantaragna ny Ank'izyNy adidy miandr...
16/10/2021

Nagnatanteraka entretien ny ekipan'Ank'izy Fenerive-est niniany.
OJ:
Momba ny fampahafantaragna ny Ank'izy
Ny adidy miandry ny ekipa
Divers

Miarahaba atsika.Mbola mitohy ny entretien Ank'Izy Team Fenerive-Est.kay magnasa atsika hiantso mivantagna an''numero am...
14/10/2021

Miarahaba atsika.
Mbola mitohy ny entretien Ank'Izy Team Fenerive-Est.kay magnasa atsika hiantso mivantagna an''numero ambany io.ka ny entretien dia mitohy 16 octobre ho avy izao manomboka @8 ora mandraigny.

14/10/2021

Ank'Izy Team Fenerive-Est dia mbola misokatra tamiagna hoantsika izay mbola te ihiditra membre

Address

Fenerive-Est
Fenoarivo Atsinanana
509

Telephone

+261343971500

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ank'Izy Team Fenerive-Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ank'Izy Team Fenerive-Est:

Share