17/09/2025
Mpanabe ianao?
Asa sarotra mila faharetana sy fitiavana💓😍
Misaotra ny Mpanabe namako ato amin'ny CSA,asa fanoloran-tena feno fitiavana sy manatsara hoavy🤩😍😘
Tahin'Andriamanitra be dia be💓💚😍😘
Fitiavana tsy misy tambiny, ary madio💖
Je vous aimes
Tiako daholo ireo mpiara-miasa amiko sy ireo zaza rehetra
Are you a teacher?
It’s a difficult job that requires patience and love 💓😍
Thank you to my teacher friends here at CSA, a commitment full of love and life-saving efforts 🤩😍😘
By God’s grace, a lot 💓💚😍😘
Love without any reward, and pure 💖
I love you all
I love all my coworkers and all the children 👑🙏