Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est

Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est, Nonprofit Organization, siège Ambinagny Fenoarivo, Farafangana.

Mission : Promouvoir la liberté d'expression, renforce la participation citoyenne et favoriser le dialogue entre les citoyens; le journalistes et les organisations de la société civile et les autorités locales, a travers des actions de communication etc..

✅ Fihaonan'ny mpikambana ato amin'ny Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est tamin'ny  Ilontsera - Observ...
21/10/2026

✅ Fihaonan'ny mpikambana ato amin'ny Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est tamin'ny Ilontsera - Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar sy ny nandritra ny fandalovan'izy ireo taty Farafangana Manakara ny 12 - 15 Oktobra lasa teo iny.

🔵 Voaresaka teto ny ezaka vita sy ny fanatsarana ny fikambanana.
Tsiahivina moa fa niforona tao anatin'ny tetikasa ny Tragnobe ka misy anatin'ny faritra telo: Vatovavy Fitovinagny ary Atsimo Atsinanana.


06/10/2026
28/09/2026

Ilontsera - Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar

📍 Antananarivo | 23 - 24 Septembre 2026✅ Réunion biannuelle des plateformes de dialogue médiatique, co-construction des ...
24/09/2026

📍 Antananarivo | 23 - 24 Septembre 2026

✅ Réunion biannuelle des plateformes de dialogue médiatique, co-construction des PTA et structuration du plaidoyer avec Ilontsera.
La plateforme Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est a pris pleinement part à cette réunion.


17/09/2026

📍Eh, fantatrao ve ny na Structure Locale de Concertation? Inona marina moa izy io? Inona avy ny asan'ireo mpikambana mandrafitr'azy?

✅ Andao ho fantarintsika amin'ity horonantsary ity izany, miaraka amin'i Marc Razafindratombo, mpikambana ato amin'ny Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est no sady solontena mpikambana ao amin'ny SLC kaominina ambonivohitr'i Farafangana.

✨ Anisan'ny adisisika nataon'ny teto amin'ny Tragnobe ny hamerenana azy io ka izao efa nisy vokany izao satria efa manomboka ny ao Farafangana amin'izao fotoana izao.



03/09/2026

✅ Andao ho fantarintsika amin'ity horonantsary ity ny fikambanana Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est, izay misehatra amin'ny fampanjakana ny fahalalahana maneho hevitra, ivondronan'ny mpanao gazety sy firaisamonim-pirenena ary ireo DRCC ato amin'ny faritra telo: Vatovavy, Fitovinagny, Atsimo Atsinanana.
Manasa anao ary hanaraka hatramin'ny farany.


📍 Farafangana | 20 Août 2026 - Peace Talk✅ Anisan'ny hetsika tamin'ny "caravane de la paix" ny "peace talk"niresahana ny...
21/08/2026

📍 Farafangana | 20 Août 2026 - Peace Talk

✅ Anisan'ny hetsika tamin'ny "caravane de la paix" ny "peace talk"niresahana ny lohahevitra" fandraisana anjaran'ny tanora amin'ny fandrariana fahalemana sy fampandrosoana" nanasana panelistes telo mianadahy:
👉Ny Filohan'ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Farafangana
👉 Ny avy amin'ny WHH
👉 Ny mpandrindra nationalin'ny Coalition Jeunesse paix et sécurité

🔵 Nahaliana ny resaka teto ary nahazo fahalalana vaovao ireo tanora.
Nanentana nandritra ity fotoana ity moa ny avy ato amin'ny Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est tamin'ny alalan'i Razafimaneva Jeanne Marina.



📍 Farafangana | 19 Août 2026 - Caravane de la paix 📷 Fintina an-tsary ny andro voalohany tamin'ny fankalazana ny faha 10...
20/08/2026

📍 Farafangana | 19 Août 2026 - Caravane de la paix

📷 Fintina an-tsary ny andro voalohany tamin'ny fankalazana ny faha 10 taonan'ny sy ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tanora Atsimo Atsinanana izay nomarihana tamin'ny hetsika maro :

✅ Fanokafana tamin'ny fomba ofisialy, fifaninanana "Slam et poésie", famerenana ireo kilalao fahiny, Karav'alina sns.
Fotoana nanehoana firaisankina sy fahavononana hampandrary fahalemana.

🔵 Nandray anjara mavitrika teto ny tanora tato amin'ny Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est ary anisan'ireo mpikarakara.

Tsy misy ny fahalalahana miteny raha tsy misy ny fandriampahalemana.
🕊️Ny fandriampahalemana no manome toerana ny tsirairay haneho hevitra, hifampihaino ary hifanaja.
Hanao "modérateur" mandritra ny "peace talk" amin'ny andro faharoa ihany koa ny mpikambana ato amin'ny , hampiasa ny fahaiza-manao handrindra ny fahalalahan'ireo mpandray anjara maneho hevitra izay antompisian'ny fikambanana.



📍 Caravane de la paix Madagascar Farafangana 19-20 Août 2026✅ Mandray anjara feno amin'ity hetsika ity ny Tragnoben'e fa...
18/08/2026

📍 Caravane de la paix Madagascar Farafangana 19-20 Août 2026

✅ Mandray anjara feno amin'ity hetsika ity ny Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est.

🔵 Hetsika fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tanora aty amin'ny faritra Atsimo Atsinanana sy ny faha 10 taonan'ny Fond pour la consolidation de la paix.

📆 Rahampitso ary ny fotoana manomboka amin'ny 08 ora sy sasany ao amin'ny maison de jeune Farafangana ka hanasana antsika tanora rehetra tsy ankanavaka.

Ramos Sergino

📍 Farafangana | 13/ 08/ 2026✅ Fihaonana tamin'ireo solontenan'ny fiarahamonimpirenena ho mpikambana ao amin'ny "SLC Stru...
13/08/2026

📍 Farafangana | 13/ 08/ 2026

✅ Fihaonana tamin'ireo solontenan'ny fiarahamonimpirenena ho mpikambana ao amin'ny "SLC Structure Locale de Concertation" eto amin'ny kaominina ambonivohitr'i Farafangana.

🔵 Anisan'ny drafitrasan'ny Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est moa ny famerenana indray ny SLC ( sehatra fankan-kevitra sy fanoloran-kevitra ) sy fitakiana ny mangarahara amin'ny fitantanam-bolan'ny kaominana.
Hiroso tsy ho ela amin'ny fanaovana "interpellation" an'izay ihany koa ny ekipa ao amin'ny faritra Fitovinagny.




Address

Siège Ambinagny Fenoarivo
Farafangana
309

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tragnoben'e fahalalahagny maneho hevitry Grand Sud Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share