Réseau des jeunes OBS Mada Atsimo Atsinanana

Réseau des jeunes OBS Mada Atsimo Atsinanana Jeunes Observateurs, Promoteurs de paix

INTERFACE MEETING TAO ANOSIVELO : Fanamafisana ny fandraisan'anjaran'ny olom-pirenena AMIN’NY FANATSARANA NY TOLOTRA OME...
09/09/2026

INTERFACE MEETING TAO ANOSIVELO : Fanamafisana ny fandraisan'anjaran'ny olom-pirenena AMIN’NY FANATSARANA NY TOLOTRA OMEN'NY KMD
Anio 09 Septambra 2026, tao amin’ny Kaominina Anosivelo, Distrikan’i Farafangana, dia notanterahina ny Interface Meeting izay tafiditra ao anatin’ny Cycle 3-n’ny Tetikasa LANDJA – “Lalàna Arindra amin’ny Dina, Raha Jiaby Ara-drariny”.
Ity fihaonana ity dia natao hampandraisana anjara ireo mpisehatra ifotony, indrindra ireo manampahefana eo anivon’ny Kaominina, ny Komity Mpanatanteraka ny Dina (KMD), ireo mpisitraka ny tolotra ary ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny fanatanterahana ny mekanisma Contrôle Citoyen des Actions Publique (CCAP).
Nandritra ny fifanakalozan-kevitra dia nifantoka tamin’ny:
🔹 Fampahafantarana sy fandinihana ireo hevi-dehibe nivoitra tamin’ny fanombanana CCAP ;
🔹 Fijerena ny fizotry ny asan’ny Comité de suivi sy ny fandrosoan’ny drafitrasa efa napetraka ;
🔹 Famakafakana ireo lafiny mbola mila hatsaraina amin’ny tolotra omen’ny KMD ;
🔹 Famolavolana drafitra vaovao hanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ;
🔹 Fametrahana fifanarahana sy andraikitra mazava eo amin’ireo mpisehatra voakasika.
🤝 Ny Interface Meeting dia sehatra iray manan-danja ahafahan’ny olom-pirenena, manampahefana, KMD ary ireo mpisehatra hafa miara-mandinika ny zava-misy, mifampihaino ary mitady vahaolana iombonana ho fanatsarana ny tolotra sy ny fitantanana ny raharaham-pitsarana eny ifotony.
Amin’ny alalan’ity hetsika ity, ny Réseau des Jeunes OBS Mada Atsimo Atsinanana dia manohy ny ezaka amin’ny fanamafisana ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena, ny mangarahara, ny fandraisana andraikitra ary ny fitantanana ifotony.
🌱 Mihaino – Mifanakalo hevitra – Miara-mandray andraikitra ho amin’ny fahamarinana sy ny firaisankina eny ifotony.
✨Ny tetikasa LANDJA dia vatsian'ny UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la Paix vola.
Tanterahin'ny PNUD Madagascar Nations unies - Haut-Commissariat aux droits de l'homme MSIS Multi-Sector Information Service izay iarahana misalahy amin'ny fiarahamonim-pirenena ifotony dia ny Réseau OBS-Mada Atsimo Atsinanana

25/08/2026
20/08/2026
Tanora mandray andraikitra, Atsimo Atsinanana mandry fahalemana Unis pour la paix 💪🏻UN Peacebuilding Fund Madagascar - F...
19/08/2026

Tanora mandray andraikitra, Atsimo Atsinanana mandry fahalemana
Unis pour la paix 💪🏻
UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la Paix
Coalition Nationale Jeunesse Paix Sécurité - YPS Madagascar
MSIS Multi-Sector Information Service
PNUD Madagascar
Nations unies - Haut-Commissariat aux droits de l'homme
ONG Ivorary

FIFANAKALOZAN-KEVITRA SY LALAO IFANAKALOZANA AMIN’NY MPIARA-BELONA : FOMBA VAOVAO HANAMAFISANA NY FANDRAISAN’ANJARA AMIN...
12/08/2026

FIFANAKALOZAN-KEVITRA SY LALAO IFANAKALOZANA AMIN’NY MPIARA-BELONA : FOMBA VAOVAO HANAMAFISANA NY FANDRAISAN’ANJARA AMIN’NY FITANTANANA
Ao anatin’ny fanatanterahana ny Tetikasa LANDJA – “Lalàna Arindra amin’ny Dina, Raha Jiaby Ara-drariny”, ny Réseau des Jeunes OBS MADA Atsimo Atsinanana dia nanatanteraka hetsika “Écoute et Jeux communautaire” tany amin’ny Kaominina Anosivelo, Lopary ary Vondrozo.
Ny hetsika, izay tanterahina isam-bolana, dia natao indrindra hampiroboroboana ny fampahafantarana, fihainoana ary fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena, tamin’ny alalan’ny fomba iray mifototra amin’ny lalao sy fifanakalozan-kevitra, izay mora azon’ny rehetra andraisana anjara.
🎲 Anisan’ny hetsika natao :
🔹 Fanazavana ny tanjon’ny hetsika sy ny fomba filalaovana ;
🔹 Fanontaniana sy valiny ahafahan’ny mpandray anjara mizara sy mitsapa ny fahalalany ;
🔹 Fizarana loka ho an’ireo nahita ny valiny marina ;
🔹 Fanangonana ny fijoroana vavolombelona tamin’ny alalan’ny horonantsary ;
🔹 Fifanakalozan-kevitra momba ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena sy ny fampiharana ny Dina.
Nahafahana namorona sehatra fifanakalozan-kevitra sy fianarana nahafinaritra ity fomba fiasa ity, sady nampitombo ny fahalalan’ireo mpandray anjara momba ny andraikitry ny olom-pirenena. Anisan’ny navoitran’ny fifanakalozana ihany koa ny maha-zava-dehibe ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy amin’ny adihevitra sy ny raharaha mikasika ny Dina.
Amin’ny alalan’ity hetsika ity, ny Tetikasa LANDJA dia manohy ny ezaka ho amin’ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena tsy an-kanavaka, ny fanamafisana ny fahalalana momba ny Dina, ary ny fanamafisana ny firaisankina sy ny fiaraha-monina eny ifotony.
🤝 Mihaino, mampahafantatra ary mampandray anjara : miaraka ho amin’ny fitantanana ifotony mangarahara sy mandray anjara ary ny fahamarinana ho an’ny rehetra !
✨Ny tetikasa Landja dia vatsian'ny UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la Paix
Tanterahana miaraka amin'ny PNUD Madagascar, Nations unies - Haut-Commissariat aux droits de l'homme, Multi-Sector Information Service,ary eo ambany fiahian'ny Ministère de la Justice de Madagascar izay iarahana misalahy amin'ny fiarahamonim-pirenena ifotony dia ny Réseau OBS-Mada Atsimo Atsinanana.

10/08/2026

Page officielle de la Coalition Nationale Jeunesse, Paix et Sécurité à Madagascar

📢 ÉVALUATION DES MÉCANISMES CCAP : Renforcer la gouvernance locale et la confiance dans les systèmes de justice traditio...
31/07/2026

📢 ÉVALUATION DES MÉCANISMES CCAP : Renforcer la gouvernance locale et la confiance dans les systèmes de justice traditionnelle
Dans le cadre de la mise en œuvre du Projet LANDJA (Lalàna Arindra amin'ny Dina, Raha Jiaby Ara-drariny), l'Association OBS Mada Atsimo Atsinanana a réalisé, du 27 au 28 juillet 2026, une mission d'évaluation des mécanismes de Contrôle Citoyen des Actions Publiques (CCAP) dans les communes de Lopary, Anosivelo et de Vondrozo.
Cette mission a permis de recueillir les appréciations des membres des Komity Mpanatanteraka ny Dina (KMD) ainsi que des citoyens bénéficiaires des services de justice traditionnelle à travers des focus groupes et des outils d'évaluation standardisés.
L'évaluation a porté notamment sur :
✅ la qualité des services rendus par les KMD ;
✅ la participation citoyenne et l'inclusion ;
✅ la transparence et la redevabilité ;
✅ l'équité dans la prestation des services ;
✅ les mécanismes de prévention de la corruption ;
Les résultats de cette mission contribueront à identifier les bonnes pratiques, les défis rencontrés ainsi que les pistes d'amélioration afin de renforcer la performance des mécanismes CCAP et de promouvoir une justice de proximité plus transparente, inclusive et efficace.

Le Projet LANDJA est financé par UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la Paix et mis en œuvre par le PNUD Madagascar, le Nations unies - Haut-Commissariat aux droits de l'homme et MSIS Multi-Sector Information Service, avec l'appui de Réseau des jeunes OBS-Mada Atsimo Atsinanana.

📢 FIANTSOANA FIVORIANA HO AN'NY TANORA REHETRARy Tanora eto Atsimo Atsinanana Asaina amim-panajana ny tanora rehetra, na...
29/07/2026

📢 FIANTSOANA FIVORIANA HO AN'NY TANORA REHETRA
Ry Tanora eto Atsimo Atsinanana
Asaina amim-panajana ny tanora rehetra, na mpikambana ao anaty fikambanana na tsy anaty fikambanana, hanatrika fivoriana izay hatao:
📍 Toerana: Maison des Jeunes Farafangana
📅 Daty: 04 Aogositra 2026
🕝 Ora: 14:30
Hodinihina:
Fanomanana ny Journée Internationale de la Jeunesse.
Fanomanana ny Caravane de la Paix, ho fanamarihana ny faha-10 taonan'ny Peacebuilding Fund (PBF) eto Madagasikara.
🤝 Anjaran'ny tanora ny mandray andraikitra amin'ny fampandrosoana sy ny fanamafisana ny fandriampahalemana.
Tongava maro, ary aza misalasala manasa namana!
"Tongava aby ry Tanora! Andao hiara-hanomana hetsika lehibe ho an'ny tanora sy ny fandriampahalemana."

📢 Lancement du Cycle 3 du mécanisme de Contrôle Citoyen de l'Action Publique (CCAP) dans la région Atsimo AtsinananaDans...
21/07/2026

📢 Lancement du Cycle 3 du mécanisme de Contrôle Citoyen de l'Action Publique (CCAP) dans la région Atsimo Atsinanana

Dans le cadre de la mise en œuvre du Projet LANDJA (Lalàna Arindra amin'ny Dina, Raha Jiaby Ara-drariny), le Réseau des Jeunes OBS Mada Atsimo Atsinanana a organisé une mission de visites de courtoisie et de réunions de cadrage dans les communes d'Anosivelo (District de Farafangana), Lopary (District de Vangaindrano) et Vondrozo (District de Vondrozo).

Cette mission avait pour objectif de présenter officiellement le Cycle 3 du projet aux autorités locales, aux membres des Komity Mpanatanteraka ny Dina (KMD) ainsi qu'aux Organisations de la Société Civile (OSC), tout en renforçant leur compréhension du mécanisme de Contrôle Citoyen de l'Action Publique (CCAP).

Les échanges ont permis de présenter les objectifs du projet, de clarifier les rôles et responsabilités des différents acteurs, de valider le calendrier des activités et de formaliser l'engagement des parties prenantes à travers la signature des lettres de soutien mutuel. Les autorités locales ont réaffirmé leur disponibilité à accompagner la mise en œuvre des activités afin de promouvoir une gouvernance locale plus participative, une justice de proximité plus efficace et une cohésion sociale durable.

À travers cette activité, le Projet LANDJA poursuit son engagement pour le renforcement de la participation citoyenne, l'amélioration de la gouvernance locale et le rapprochement entre la justice traditionnelle et la justice formelle au bénéfice des communautés.

Le Projet LANDJA est financé par UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la Paix et mis en œuvre par le PNUD Madagascar, le Nations unies - Haut-Commissariat aux droits de l'homme et MSIS Multi-Sector Information Service, avec l'appui de Réseau des jeunes OBS-Mada Atsimo Atsinanana.

📢 Renforcement des capacités des Organisations de la Société Civile (OSC) sur l'application du DINA📍 Anosivelo (Farafang...
21/07/2026

📢 Renforcement des capacités des Organisations de la Société Civile (OSC) sur l'application du DINA
📍 Anosivelo (Farafangana) – 14 Juillet 2026
📍 Vondrozo – 16 Juillet 2026
📍 Lopary (Vangaindrano) – 18 Juillet 2026
Dans le cadre de la mise en œuvre du Projet LANDJA (Lalàna Arindra amin'ny Dina, Raha Jiaby Ara-drariny), le Réseau des Jeunes OBS Mada Atsimo Atsinanana a organisé des séances de renforcement des capacités des Organisations de la Société Civile (OSC) au niveau des communes d'Anosivelo, Vondrozo et Lopary.

Cette activité avait pour objectif de renforcer les capacités techniques, opérationnelles et méthodologiques des OSC afin qu'elles puissent contribuer efficacement à la mise en œuvre des mécanismes de Contrôle Citoyen de l'Action Publique (CCAP) et promouvoir une meilleure application du DINA au niveau communautaire.

Les participants ont bénéficié de formations pratiques portant notamment sur les principes du CCAP, l'utilisation des outils de suivi, les techniques de collecte de données ainsi que les bonnes pratiques favorisant le dialogue entre les citoyens, les structures locales et les autorités. Ces échanges ont également permis de renforcer leur compréhension des rôles et responsabilités de chaque acteur dans l'application du DINA et la promotion de la cohésion sociale.

À travers cette initiative, le Projet LANDJA réaffirme son engagement en faveur d'une gouvernance locale participative, d'un meilleur accès à la justice et du renforcement des mécanismes de redevabilité citoyenne dans la région Atsimo Atsinanana.

Le Projet LANDJA est financé par UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la Paix et mis en œuvre par le PNUD Madagascar, le Nations unies - Haut-Commissariat aux droits de l'homme et MSIS Multi-Sector Information Service, avec l'appui de Réseau des jeunes OBS MADA Atsimo Atsinana.

Address

Farafangana
309

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Réseau des jeunes OBS Mada Atsimo Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share