12/08/2026
๐ฐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ Fandriana | 08 Aogositra 2026
โจFanolorana fitaovana informatika ho anโny Kaominina Ambonivohitra Fandriana, izay ahitana ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ข๐ฌ๐ 4 sy ๐๐จ๐ฑ ๐๐ข๐๐ข.
โจIreo fitaovana ireo dia fanomezana avy aminโireo zanakโampielezana monina any Frantsa ๐๐ซ ๐๐จ๐ฌ๐๐ฉ๐ก ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ho fanohanana sy fanatsarana ny fampandehanan-draharaha eto anivonโny biraonโny Kaominina.
โจTeo anatrehanโireo manam-pahefana sy tomponโandraikitra isan-tsokajiny no nandraisana taminโny fomba ofisialy ny fitaovana.
๐ค Fisaorana feno ho anโireo mpiray tanindrazana any ampitan-dranomasina izay mbola manohy mandray anjara aminโny fampandrosoana ny tanร na niaviany, indrindra namaly ny hetahetan'ny Ben'ny Tanร na taorian'ny fifampiresahana ho an'izay tokony hanampiana ny Kaominina.
: Commune Urbaine Fandriana Ofisialy
Mankasitraka anareo zanak'ampielezana tsa magnadigno ny Agnarandray ๐