25/08/2023
Fankalazana ny JIJ 2023 Analanjirofo.
Tontosa ny fankalazana tapakandro maraina izay nanatanterahana carnaval de solidarité, fifaninanana dihy DRILL ary ireo seho maro samy hafa teto amin'ny CAPJ Sahavola.
Hitohy androany tolakandro ny hetsika izay iarahana amin'ny tanora chorale avy amin'ireo fiangonana eto Fenoarivo Atsinanana.