25/08/2025
𝗥𝗘𝗔𝗗-𝗗𝗦𝗦 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗝𝗔
Ho fagnamafisagna ny fahaiza-manao dia nahazo fiofanagna momba ny 𝗦𝗜𝗚 " 𝐒𝐲𝐬𝐭𝐞̀𝐦𝐞 d'𝐈𝐧𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐆𝐞́𝐨𝐠𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐪𝐮𝐞" ireo fikambanagna 𝗖𝗥𝗔𝗗𝗘𝗦, mpikambagna amin'ny 𝗥𝗘𝗔𝗗-𝗗𝗦𝗦 eto Ambanja. Maharitra telo andro ny fiofanagna, ny 25 sy 26 ary ny 27 Aogositra 2025, izay hiarahana amin'i 𝗠𝗿 𝗢𝗗𝗜𝗟𝗢𝗡 mpampiofana iraka avy amin'ny READ-DSS agny 𝗗𝗶𝗲𝗴𝗼 𝗦𝘂𝗮𝗿𝗲𝘇. Tombony hoan'ireo tekinisianina sy mambra 𝗖𝗥𝗔𝗗𝗘𝗦 izao fiofanagna izao afahany momoaka na momorona ny tahirin-kevitra Cartograhie.