Commune Rurale Anivorano-Avaratra

Commune Rurale Anivorano-Avaratra Pour partager et communiquer nos actualités et nos événements voire nos programmes socio-politique

Fora zaza faobeNanatanteraka Fora zaza faobe ny Kaominy Anivorano Avaratra,fanombohana ny Andra niany ty hoany Fokontany...
01/08/2026

Fora zaza faobe
Nanatanteraka Fora zaza faobe ny Kaominy Anivorano Avaratra,fanombohana ny Andra niany ty hoany Fokontany marikitra manodidina,hitohy am fokontany somary lavitra ny hetsika sosialy ataony Kaominy izao, tsaiky 200 eo no ho vita fora niany ty,
Tanjona amizao etsika izao dia mba ho fanalana fasahiranana ireo vahoaka ato aminy Kaominy aminy mery ho fahalafosany fanaovana famorana amizao fotoana

Fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidyHo fanatanterahana ny Fanavaozana tanteraka ny Lisitry ny mpifidy izay karaka...
29/07/2026

Fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy
Ho fanatanterahana ny Fanavaozana tanteraka ny Lisitry ny mpifidy izay karakarainy Vaomiera mahaleo tena misahana ny Fifidianana (CNI),izay nanomboka ny 28 Juillet ka atraminy 24 Novembre 2026,hoantsika ato aminy Kaominina Anivorano Avaratra dia vita niany ny Fiofanana sy ny Fizarana fitaovana hoentina manatanteraka ny asa hoan'ireo Mambra CLRE sy ny Ekipa anao ny Fanisana,nambara teto fa efa afaka misoratra anarana eny Fokontany misy azy jaiby antsika manomboka zio

19/07/2026

Matoky ny traikefa ananany Argentine 🇦🇷🇦🇷🇦🇷 aloa atreto 2-1 score mody amnay Argentine aty coupe eee🏆🏆

Nanatanteraka Fivoriam-pokonolona ny Fokontany Anivorano I,izao no natao dia ho fanolorana aminy Fomba Ofisialy ny Chef ...
19/07/2026

Nanatanteraka Fivoriam-pokonolona ny Fokontany Anivorano I,izao no natao dia ho fanolorana aminy Fomba Ofisialy ny Chef Fokontany vaovao itantana ny Fokontany Anivorano I,ka ny president vaovao ato aminy Fokontany dia Atoa:TOMBOZANDRY Honoré Marcelin sy ny Lefiny Atoa:BEFETY Vincent ,Nanokatra izao fivoriana izao no sady nanolotra ny chef Fokontany vaovao ny Ben'ny Tanana ny Anivorano Avaratra

18/07/2026
Tan-tsoroka hoany   tsara TantanaTonga teto amin'ny  Anivorano Ny tomponan-draikitra avy amin'ny   nitondra ny anjara ta...
17/07/2026

Tan-tsoroka hoany tsara Tantana
Tonga teto amin'ny Anivorano Ny tomponan-draikitra avy amin'ny nitondra ny anjara tan-tsoroka ara-pitaovana hoany Kaominina amin'ny fanentanana ny olona handoa Hetra,natolotra teto Fanamafisam-peo sy Tee-shirt miara aminy satroka miisa 54 izay nozaraina tamin'ireo Chef Fonkontany sy sampan'asa samy hafa ato amin'ny Kaominina ho fanampiana azy ireo amin'ny fanentanana amin'ny hetra eny ifotony,
Tsy Tongatonga hoazy izao hoy ny Tompondraikitra avy am fa nisy sivana,ka anisany kaominina tsara tantana ato anatiny Distrika ny Diego II ny ka irariana ny hitohizan'izany hatrany,

👍HETRA NAKÀ HEFAIKO FA AGNAMBOARA ZAKA MEVA👈👈👈

Fametrahana 👮‍♂️chef fokontany vaovao👉👉Notanterahina androany tato amin'ny efitrano malalaky ny   ny Fametrahana amin'ny...
09/07/2026

Fametrahana 👮‍♂️chef fokontany vaovao
👉👉Notanterahina androany tato amin'ny efitrano malalaky ny ny Fametrahana amin'ny Fomba aradala an'ireo chef Fokontany sy ny Lefiny amin'ny Fokontany #16 Mandrakotra ny
nitarika ny lanonana ny délégué na (chef d'arrondissement administratif) ary ny Ben'ny Tanana ny notronin'ireo Ray Amandreny izay notarihiny Président Conseille ato amin'ny Commune
etsy ankilany dia faly ary nisaotra ny fanjakana amin'ny fametrahana azy ireo ny Chef Fokontany vao nahazo Fametrahana ireto, nanambara izy ireo fa vonona hiara hiasa sy itondra fanavaozana bebe kokoa miainga avy any amin'ny Fokontany misy azy ireo tsiraikaraika any

dia mirary soa ho azy ireo isika sy mankahery azy ireo aleo alasana amin'ny Adidy masina hiantsorohan'izy ireo🙏🙏

Address

Anivorano-Avaratra
Diégo-Suarez
202

Telephone

+261329032101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Anivorano-Avaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share