Distrika Betroka 613 Ofisialy- Faritra Anôsy

Distrika Betroka 613 Ofisialy- Faritra Anôsy Distrika Betroka
Velarana : 14.060 km²
Kaominina: 22
Fokontany: 182

08/10/2025
30/09/2025

🔎 𝗙𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮𝗼 𝘃𝗲… ?

Fantatrao ve fa, araka ny tatitra nataon'ny BNGRC, tamin’ny taona 2022: 4 282 trano no rava tanteraka teto Madagasikara noho ny afon-trano, ka nahatonga 17 837 olona ho tra-boina?

Matetika afo vokatry ny tsy fitandremana, ary maro amin’izy ireo no mifandray amin’ny fampiasana fatana nentim-paharazana tsy voaaro.

🔥 Ny fatana Magnasoa dia novolavolaina hisoroka izany rehetra izany :

🟢Misy ireo fitaovana miaraka aminy, izay mampihena ny lelafo ary mifehy tsara ny afo;

🟢Mety amin’ny fotoana misy rivotra, mba hampihena ny loza amin’ny afo;

🟢Manome fandrahoan-tsakafo azo antoka kokoa, madio kokoa ary mora kokoa noho ny fatana nentim-paharazana.

Amin’ny fampiasana ny fatana Magnasoa, mikendry izahay ny hampihena ireo loza mety hateraky ny fandrahoan-tsakafo. 🌱🏡

-----

🔎 𝗖𝗼𝗻𝗻𝗮𝗶𝘀𝘀𝗲𝘇-𝘃𝗼𝘂𝘀 … ?

Connaissez-vous que, selon le BNGRC, en 2022, 4 282 foyers ont été réduits en cendres à Madagascar à cause d’incendies domestiques, faisant 17 837 sinistrés ?
Ces incendies surviennent souvent par négligence, et beaucoup pourraient être liés à l’usage de feux ou de foyers traditionnels non protégés.

🔥 C’est pour cela que le foyer Magnasoa a été conçu :

🟢 avec des ouvertures réduites, permettant de mieux contrôler les flammes ;
adapté aux périodes de vent,

🟢 afin de limiter les risques d’incendie ;

🟢 offrant une cuisson plus sûre, plus propre et plus économique que les foyers traditionnels.

Avec le foyer Magnasoa, nous visons à minimiser ces risques d' incendies domestiques liés aux feux de cuisson. 🌱🏡

30/09/2025

❓ 𝘈𝘩𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘳𝘢𝘩𝘢 𝘴𝘪𝘮𝘣𝘢 𝘯𝘺 𝘱𝘢𝘰𝘮𝘱𝘺 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘢𝘳𝘢𝘩𝘪𝘯𝘢𝘺 𝘮𝘢𝘴𝘰?
Mba hanamorana ny fifandraisantsika dia hametrahana takela-bato ny paompy rehetra nohatsarain’i MadAvance izahay amin’izao fotoana izao.
👉 Ireo takelaka ireo dia misy ny laharana ahafahana mifandray mivantana aminay:
Finday : 038 31 610 14 / 037 68 788 04
Mailaka : [email protected]
👉 Raha misy fahasimbana, afaka miantso maimaim-poana ianareo.
👉 Ny teknisianinay dia tonga ao anatin’ny 24 ora hanamboatra, tsy misy sarany.
Ny fahasimbana voatatitra = paompy voamboatra haingana 🙌

----

❓ 𝘌𝘵 𝘴𝘪 𝘭𝘢 𝘱𝘰𝘮𝘱𝘦 𝘲𝘶𝘦 𝘯𝘰𝘶𝘴 𝘢𝘷𝘰𝘯𝘴 𝘳é𝘱𝘢𝘳é 𝘵𝘰𝘮𝘣𝘦 𝘦𝘯 𝘱𝘢𝘯𝘯𝘦 ?

Pour rester proches de nos communautés, nous avons installé des plaques signalétiques sur chaque point d’eau avec nos coordonnées. Ainsi, en cas de panne, les habitants peuvent nous contacter directement.

👉 Nos techniciens interviennent dans les 24 heures, sans aucun frais, pour remettre la pompe en service.

💧 Résultat : chaque panne signalée = une pompe réparée rapidement 🙌

30/09/2025

Address

Distrika Betroka
Betroka

Telephone

+261388050048

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Distrika Betroka 613 Ofisialy- Faritra Anôsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Distrika Betroka 613 Ofisialy- Faritra Anôsy:

Shortcuts

Share