09/12/2025
ZANA-TRONDRO CARPE ROYALE 🐟
Izahay dia mivarotra zana-trondro carpe kalitao tena tsara ary afaka manao livraison miankina amin'ny izan'ny commande , afaka mandefa colis ihany koa .
2-3 Cm : 200 Ariary
4- 6 Cm : 600 Ariary
8 Cm et plus : 1000 Ariary
Mandray commande , manao livraison amin'ny faritra, efa mampiasa fitaovana maro (Oxygene sns) ary tsy misy hatahorana ny ain'ny trondro maharitra hatramin'ny 20 heures de voyages.
Afaka mampianatra sy mizara traikefa ihany koa raha toa ka manao commande aminay ianao.
0341448172 / 0342952766 / 0382550381