Z.T.A "Zahay Tanoran'Antsohihy"

Z.T.A "Zahay Tanoran'Antsohihy" Tanora mijoro ho fanatsarana ny fiarahamonina

๐Ÿ’™โœจ๐—”๐—ข ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—” ๐—ก๐—ข ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ฆ๐—”๐—œ๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—Ÿ๐—ขโœจ๐Ÿ’™โ˜‘๏ธ Mandray anjara aminโ€™ny fanentanana ireo raiamandreny hitondra zanany ...
15/05/2024

๐Ÿ’™โœจ๐—”๐—ข ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—” ๐—ก๐—ข ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ฆ๐—”๐—œ๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—Ÿ๐—ขโœจ๐Ÿ’™

โ˜‘๏ธ Mandray anjara aminโ€™ny fanentanana ireo raiamandreny hitondra zanany latsaky ny 15 taona mba hatao vaksiny fanefitry ny aretina lefakรดzatra (POLIO) ny fikambanana Tanora Z.T.A "Zahay Tanoran'Antsohihy".

โœ… Tonjona mba hitomboanโ€™ireo ankizy ao anaty fahasalamanaโ€š lavitry ny aretina lefakรดzatra ary ho reharehanโ€™ny raiamandreny.


UNICEF Madagascar
OMS Madagascar
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
โœŠ๐Ÿ”ฅ

๐ŸŒณ๐ŸŒณ๐ŸŒฟ ๐€๐“๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐‰๐ˆ๐€๐๐˜ - ๐€๐ฅรด ๐ก๐š๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐ฒ ๐ค๐š๐ค๐š๐ณ๐จ ๐ŸŒฟ๐ŸŒณ๐ŸŒณโœ… Mitondrasa ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐——๐—ฌ sy ๐ฌ๐š๐ค๐š๐Ÿ๐จ ๐ฆ๐š๐ข๐ฏ๐š๐ง๐šโ€š sady mamboly no miala sasatra atsika ami...
02/02/2024

๐ŸŒณ๐ŸŒณ๐ŸŒฟ ๐€๐“๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐‰๐ˆ๐€๐๐˜ - ๐€๐ฅรด ๐ก๐š๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐ฒ ๐ค๐š๐ค๐š๐ณ๐จ ๐ŸŒฟ๐ŸŒณ๐ŸŒณ

โœ… Mitondrasa ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐——๐—ฌ sy ๐ฌ๐š๐ค๐š๐Ÿ๐จ ๐ฆ๐š๐ข๐ฏ๐š๐ง๐šโ€š sady mamboly no miala sasatra atsika aminโ€™io ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’š

โฐ ๐‘๐ž๐ง๐๐ž๐ณ-๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ŸŽ๐Ÿ— ๐…รฉ๐ฏ๐ซ๐ข๐ž๐ซ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ’ ร  ๐€๐ง๐š๐ก๐ข๐๐ซ๐š๐ง๐จ ๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ญ ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ก๐ข๐ก๐ฒ โค๏ธ

โœŠ๐Ÿ’ช๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐ŸŒง๏ธ๐ŸŒฟ๐Ÿฅœ TANORA SY NY FAMBOLENA๐Ÿฅœ๐ŸŒฟ๐ŸŒง๏ธโœ… Aminโ€™izao fotoananโ€™ny orana izao dia manararaotra mamboly ny tanora mpikambana ato amin...
10/12/2023

๐ŸŒง๏ธ๐ŸŒฟ๐Ÿฅœ TANORA SY NY FAMBOLENA๐Ÿฅœ๐ŸŒฟ๐ŸŒง๏ธ

โœ… Aminโ€™izao fotoananโ€™ny orana izao dia manararaotra mamboly ny tanora mpikambana ato aminโ€™ny Z.T.A "Zahay Tanoran'Antsohihy"โ€š nisy ny fanadiovana ny toeram-pambolena androany 10 Desambra 2023. Hiroso aminโ€™ny dingana hafa aminโ€™ny fotoana manaraka.

๐ŸŒฟ๐Ÿฅœ Nisafidy ny hamboly voanjo izahay aminโ€™izao fanombohana izao. Hisy dinika iarahana aminโ€™ireo teknisianina momba izany mba ahaizanโ€™ny tanora mpikambana ny fomba sy dingana atao rehefa mamboly sy ny fotoana tokony hanaovana azy.

๐ŸŒฟ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

06/12/2023

๐ŸŽฏ Journรฉe Internationale des volontaires ๐Ÿ“ข
โ—Vous voulez apporter du changement dans votre communautรฉ ?
โ—Vous voulez exploiter votre potentiel et acquรฉrir de l'expรฉrience pour amรฉliorer โ—votre Curriculum vitรฆ ?
โ—Vous avez un projet social que vous souhaitez mettre en place ?
โ—Vous voulez partage de la joie ?
โ—Vous aimez รฉchanger avec des personnes ?
N'attendez plus, il est temps de rejoindre une Association pour faire du bรฉnรฉvolat et du volontariat ๐Ÿค

๐Ÿ’›๐Ÿ’š MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA ATO AMINโ€™NY Z.T.A "Zahay Tanoran'Antsohihy" ๐Ÿ’š๐Ÿ’›โ˜‘๏ธ Hifarana afaka herinandro vitsy ny t...
01/12/2023

๐Ÿ’›๐Ÿ’š MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA ATO AMINโ€™NY Z.T.A "Zahay Tanoran'Antsohihy" ๐Ÿ’š๐Ÿ’›

โ˜‘๏ธ Hifarana afaka herinandro vitsy ny taona 2023. Mahafaly anay rehetra mpikambana ato aminโ€™ny Z.T.A "Zahay Tanoran'Antsohihy" ny miarahaba atsika sahady nahavita iny taona iny ary mirary ny fahavononantsika hitsena ny taom-baovao 2024.

โ˜‘๏ธ Ho fiatrehana ny taonam-baovao sy mba hahafahana miroso misimisy kokoa aminโ€™ny fandraisanโ€™ny tanora andraikitra aminโ€™ny fampandrosoana ny tenany sy ny fiarahamonina misy azy dia mahafaly anay mpikambana no manasa atsika Tanora monina sy mipetraka eto Antsohihy hiditraโ€š hanatevin-daharana ary hiaraka hifanome tร nana aminay ato aminโ€™ny Z.T.A

โœ… Afaka miantso ireto laharana ireto izay liana na mila fanazavana momba izany : 032 47 131 86 / 032 45 095 25 / 034 96 912 83.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Address

Ambalabe Ouest
Antsohihy
407

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Z.T.A "Zahay Tanoran'Antsohihy" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share