IMAM Moustoipha Antsohihy

IMAM Moustoipha Antsohihy Religion Islamique

ASSALAM ALAYKOUM HOA ANISAN'OLONA TSARA IANAO SY ZAHO ARY ATSIKA JIABY FA DIOVA NY FO AMIN'NY FANAOVANA NY TSARA
30/07/2024

ASSALAM ALAYKOUM
HOA ANISAN'OLONA TSARA IANAO SY ZAHO ARY ATSIKA JIABY FA DIOVA NY FO AMIN'NY FANAOVANA NY TSARA

15/04/2024

quand le pouvoir de l' amour surpassera l'amour du pouvoir connaîtra la paix
when the power of love surpasses the love of power will know peace
عندما تتفوق قوة الحب على حب القوة سنعرف السلام
REHEFA VONONAHITRY NY FITIAVANA AMBONY NONY FITIAVAVA VONINAHITRA AHITA FANDRIAMPAHALEMANA ISIKA

10/04/2024

Found on Google from pinterest.com

28/03/2024
NITENY IBNOL QAYYIM( RH)AMIN’NY SADAQA(FAMOAHANA)MISY FAHAGAGANA AMIN’NY FIAROVANA AMIN’NY FAHORIANASY FIAROVANA MASOMEN...
15/03/2024

NITENY IBNOL QAYYIM( RH)

AMIN’NY SADAQA(FAMOAHANA)
MISY FAHAGAGANA AMIN’NY FIAROVANA AMIN’NY FAHORIANA
SY FIAROVANA MASOMENA( mauvaise œil ) SY FIAROVANA AMIN’NY HARATSIANA NY FANAFO ( jalousie )

ASSALAM ANLAIKOM TSY TAPAKA MIFAMPAHATSIARO ISIKA AMIN'IZAY MAHASOA SY MISY TOMBOTSOA AMIN-TSIKA ANATY ITY VOLANA RAMADA...
11/03/2024

ASSALAM ANLAIKOM TSY TAPAKA MIFAMPAHATSIARO ISIKA AMIN'IZAY MAHASOA SY MISY TOMBOTSOA AMIN-TSIKA ANATY ITY VOLANA RAMADAN ITY

11/03/2024

السلام عليكم و رحمة الله و بركاته
الحمد لله رب العالمين و الصلاة و السلام على رسوله الامين
قال الله تعالى ...... وَ تَعَاوَنُوا عَلَى الْبٍرٍّ وَ التَّقْوى وَ لا تَعَاوَنُوا عَلَى الْإثْمٍ وَ الْعُدْوَان.... سورةالمائدة 02
Niteny tompo Allah avo tsy toa « ….. mifanampia ianareo amin’ny fanaovana asa soa sy amin’ny fatahorana fa aza mifanampy amin’ny fahotana sy fifamahavalozana ….. sorat almaidah 02
(…..entraidez vous dans l’accomplissement des bonnes œuvres et de la pitié et ne vous entraidez pas dans le péché et la transgrssion…. )
قَالَ الله تَعَالَى لَنْ تَنَالُوا الْبٍرَّ حَتَّى تُنْفٍقُوا مٍمَّا تُحٍبُّونَ ..... سورة ال عمران 92
Niteny tompo Allah avo tsy toa « Tsy hahazo ilay fahasoavana ianareo raha tsy mahafoy manome zavatra tianareo….. sorat Al imrane 92
( Vous n’atteindrez la (vrais) piété . que si vous faites largesses de ce que vous chérissez…..)
قَالَ رَسُولُ الله صَلَّى الله عَلَيْهٍ وَ سَلّامَ مَنْ فَطَّر صَائٍمًا كَانَ لَهُ مٍثْلُ أَجْرٍهٍ غَيْرٍ أَنَّهُ لاَ يَنْقُصُ أَجْرٍ الصَّائٍم شَئْئًا
Niteny mpaminany (saw) : Izay olona manome sakafo olona mifehy iray mba amahany ny fifehezany dia mahazo valisoa mitovy amin’ny valisoa azony fa tsy misy analana kosa ny valisoa ny mpifehy )
( celui qui nourrit un jeuneur pour la rupture du jeune aura la même récompense que lui sans que cela n’enlève rien à la récompense du jeuneur )

AMPANETREHANTENA NO ANATANTERAHANA NY FANIRIANAO AMPIHINANA OLONA MIFEHY AMIN’NY SARANY 10 000 Ar NA 2 € ISAKY NY IFTAR IRAY.
TOMPON’ANDRAIKTRA 032 43 301 80 na 033 82 824 95 na
038 87 156 45 fb : louis jean samy

Address

Antsohihy
407

Telephone

+261324330180

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IMAM Moustoipha Antsohihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share