11/06/2026
Voatendry ho Talem-paritra ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro ao Ambatosoa Atoa RANDRIAMANJOA Fetra izay Coordonateur National ny ANTAFA Mcar.
Ka miarahaba anao manokana izahay ANTAFA-Ambilobe Officiel @'izany Adidy sy Andraikitry miandry anao @ Firenena izany, mahavita! Mahalasana 🤝