28/11/2025
đ ANTSO HO ANâNY MPILATSAKA AN-TSITRAPO â CICG
Ao anatinâny fanamafisana ny asany sy ny fifanarahana iraisam-pirenena, ny CICG dia miantso an'ireo rehetra mazoto hanao mpilatsaka an-tsitrapo mba hanatevin-daharana ny Groupes de Travail (GT).
Ireo Groupes de Travail ireo dia napetraka hanohanana ny Komity Maneran-tany.
đŠ Ireto avy izany :
1ď¸âŁ Communication
2ď¸âŁ Traduction & InterprĂŠtation
3ď¸âŁ Collecte de Fonds
4ď¸âŁ Ătude de la Cotisation des Membres
đ Iza avy no afaka misoratra anarana ?
âď¸ Tanora 20 taona no ho miakatra
âď¸ Groupe iray ihany isaky ny olona
đ Antontan-taratasy ilaina :
â ď¸ Taratasy fanekena (lettre dâapprobation) voasonianâny fikambanana
â ď¸ Ny fanekenâny fikambanana dia tsy midika ho fankatoavana avy hatrany. Ny Komity Maneran-tany no hanamarina sy hifidy ireo izay ho voaray.
đ
Faranâny fandefasana : 16 Desambra 2025
đ Eto ny rohy fenoina aminâny fisoratana anarana :
đ https://docs.google.com/.../1r75XxNV_iPROvRs.../edit
đ§ Raha misy fanontaniana sy fangatahana mahakasina ny Asa miandry ireo Groupes de travail dia amin'ny alalan'ny hafatra miafina na mailaka :
[email protected]
[email protected]
đ Afaka hampitaina aminâny mpikambana rehetra!
Mirary soa indrindra ho anâireo rehetra hisoratra anarana o!