Vehivavy 08 mars officiel à Antsiranana

Vehivavy 08 mars officiel à Antsiranana Viavy tsy milegnalegna

Zumba fankalazana ny 08 mars 2025, tontosa soamantsara izany ny 07 mars 2025
08/03/2025

Zumba fankalazana ny 08 mars 2025, tontosa soamantsara izany ny 07 mars 2025

08/03/2025

Rendez-vous ntsika 7h à l’hôtel de ville, magnangy tsy milaignalaigna jiaby, tsy mavozo mahalegny.

Mikaiky antsika présidente ny association ny viavy jiaby eto Antsiranana, hivory ao @ Grande salle DREN (CAPR), niany ar...
07/02/2024

Mikaiky antsika présidente ny association ny viavy jiaby eto Antsiranana, hivory ao @ Grande salle DREN (CAPR), niany ariva @ 3 ora (15h), ho fagnomanantsika ny 08 mars

06/02/2024

Journée internationale des droits des femmes - Concours de plaidoiries

A l’occasion de la journée internationale des droits des femmes, l’Ambassade de France organise un concours de plaidoiries sur les droits des femmes à Madagascar ouvert à tout citoyen malgache à partir de 18 ans. Des participant.es de toutes les régions peuvent envoyer leur candidature.

La finale se tiendra le 7 mars 2024 à l’Ifm Madagascar avec à la clef un voyage d’étude en France sur le thème de la lutte pour les droits des femmes.

Règlement du concours et formulaire de candidature ici 👉 https://mg.ambafrance.org/Concours-de-plaidoiries

09/03/2023

Izahay birao ny 08 mars dia mampahatsiahy ny ntsika @ sabotsy faha 11 mars 2023. Tongava maro, tahoma namagna jiaby fa resa-draha amin'io.

Miarahaba sy mirary soa ho an'ny Vehivavy rehetra nahatratra ny andro iraisam-pirenena ho an'ny  VehivavyFankalazana 08 ...
08/03/2023

Miarahaba sy mirary soa ho an'ny Vehivavy rehetra nahatratra ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy

Fankalazana 08 mars régional izay notontosaina tao Anivorana-Nord androany
Lohahevitra : "Fanabehaza ny ankizivavy, fampizakan-tena ny vehivavy, antoky ny fampandroana lovain-jafy"

Izahay birao mpitariky ny fikambanam-behivavy 08 mars eto amin'ny District ny Diego 1, dia manao izao fananambarana mana...
07/03/2023

Izahay birao mpitariky ny fikambanam-behivavy 08 mars eto amin'ny District ny Diego 1, dia manao izao fananambarana manaraka izao:

Tsy misy fiovana ny hevitra izay tapaka tamin'ny AG, tamin'alalan'ny tsangatagnana izay nataontsika, ka noho izany ny dia atao amin'ny ho avy izao ihany. Ny ankoatran'izay dia tsy avy aty aminay birao mpitariky sy mpandrindra ary mpikarakara ny fankalazana.

Tsy ny eto amintsika ihany no nafindra fa maro ihany koa ireo rahavavy manerena ny Nosy, namindra nindreo noho ny antony maro samy hafa.

Mankasitraka sahady ny fanarahantsika jiaby ny lamina efa napetraka sy ny fanajantsika ny hevitrin'ny maro.

Mankasitraka ny firaisan-kina izay nasehon-tsika viavy jiaby teto Antsiranana nandritra ity fankalazana ny andro iraisam...
06/03/2023

Mankasitraka ny firaisan-kina izay nasehon-tsika viavy jiaby teto Antsiranana nandritra ity fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy 2023 ity, hita sy tsapa isakin'ny activité izay ataontsika fa tena navitrika tokoa ny fandraisantsika rehetra anjara.

Izahay birao mpitarika ny fikambanam-behivavy eto amin'ny District ny Diego l, dia mbola mitana ny hevitra izay nitapahintsika t@ AG izay notontosaina t@ alarobia faha 15 febroary lasa teo :

Aoka antsika ho mailo sy ho tony manoloana ny fitsabahan'ireo lehilahy amin'ny aferantsika viavy, izay natao hampisavorivory saim-bahoaka tsotr'izao

Zumba 08 mars, tsy nahasakana ny viavy tsy milaignalaigna izay tarihin'ny Filohan'ny Vehivavy 08 mars Ramatoa  , ny maha...
03/03/2023

Zumba 08 mars, tsy nahasakana ny viavy tsy milaignalaigna izay tarihin'ny
Filohan'ny Vehivavy 08 mars Ramatoa , ny mahalegny izay niribiriby teo ampiaingana.
Isaorana Ramatoa vadin'ny Goverinora ny faritra DIANA, izay nanotrona hatrany tany amin'ny fiandohan'ny fankalazana ka hatramin'izao.

03/03/2023

Aza hadigna fa niany @ 12 ora atoandro ny culte œcuménique Islamique, izay atao ao @ mosquée Bambao

Mamerina ny fisaorana ho an'ireo fikambanam-behivavy maro izay tonga nanatanteraka ny asatanamaro, dia ny fanadiovana ny...
02/03/2023

Mamerina ny fisaorana ho an'ireo fikambanam-behivavy maro izay tonga nanatanteraka ny asatanamaro, dia ny fanadiovana ny dispensaire Tanambao androany faha 02 marsa t@ 6 ora maraina.
Isaorana manokana Ramatoa vadin'ny Goverinora ny faritra DIANA, nanotrona antsika taminy fanatanterahana ny asa, hita sy tsapa teto ny fandraisagna anjara mavitrika ny isam-pikambanana @ activités jiaby hatriny omaly, tononina manokana amin'izany ny FI.TE.MI.A, ny FI.VA.ZA, ny FI.VA.PO.VA, ny fikamban'ireo Vehivavy mivarotra friperie, SAVA mifanojo, sy ireo maro tsy voatanisa. Mankasitraka indrindra tompoko ô!

💪💪

Conférence débat no nanohizana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy ny tolak'andro teo, isaorana m...
01/03/2023

Conférence débat no nanohizana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy ny tolak'andro teo, isaorana manokana ireo avy ao amin'ny BIANCO, ny CINDH, ny avy ao amin'ny Fitsarana ary ny Polisy vavy, izay nandray anjara mavitrika taminy fanatanterahana izany.

Address

Antsiranana

Telephone

+261346961312

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vehivavy 08 mars officiel à Antsiranana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share