09/10/2025
Ho an'ireo nahavita fianarana kabary ka te hiroso hanao takalo dia:
- Ny sabotsy 11 oktobra ho avy izao, amin'ny 2 ora, no hanomboka ny takalo.
- Noho ny fandaminana dia ao amin'ny LAPA Tsarasaotra no hisantarana ny takalontsika fa aorian'izay vao mitohy eny amin'ny St Martin Antanivao.
HIJOALAJOALA INDRAY NY HAZO
Lazao ny namana