JA Dis-Tsa-Abe

JA Dis-Tsa-Abe Natao ity page ity hizarana ireo hetsika misy sy hahafantaranao bebe kokoa ny JA eto amin'ny Distrika Tsarasaotra Antsirabe

✴️ ITO ARY ILAY LASY EFA NANDRASANA 🏕️ Lasy ho an'i mpiofana ho Filoha Mpitarika sy Filoha Mpiandraikitra.👉 IRETO AVY NY...
13/04/2026

✴️ ITO ARY ILAY LASY EFA NANDRASANA
🏕️ Lasy ho an'i mpiofana ho Filoha Mpitarika sy Filoha Mpiandraikitra.

👉 IRETO AVY NY TSARA HO FANTATRA MOMBA IZANY :
📌 Ny frais Généraux : 5000 Ar sy ny Saran-dasy 5000 Ar dia aterina ao Tsarasaotra ny alarobia @ 3h- 4h.
📌 Saran-dalana : 10 000 Ar ( mandroso sy miverina),
📌 @ 2h no fiaingana @ zoma eny amin'ny Stationnement Vatofotsy

👉 NY FITAOVANA ENTINA:
📌 Mitondrà tente
📌 Fitaovam-pitdiovana isam-batan'olona
📌 Fitaovana isaky ny fiangonana : antsy 1 sy bidon +de 20 L 1
📌 Ny fiangonana Tsarasaotra mitondra Koveta 1

Address

Distrika Tsarasaotra, Région Vakinankaratra I, FMC
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JA Dis-Tsa-Abe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share